eritreritra t
301. kitjo
(
30/08/2004 02:39)
yonika> hihiihhihiihihhihi
Aoka zay fa sao hitan' ny mpiadina ny lazaadina :!:
Aoka zay fa sao hitan' ny mpiadina ny lazaadina :!:
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 30/08/2004 02:40
302. yonikafopl
(
30/08/2004 13:50)
kitjo hihihihihh omenjy isa firy za???
ftma sotra eeeee!!!!!
fa inn kalou le komersanareo sy lanto e!!!! :wink:
ftma sotra eeeee!!!!!
fa inn kalou le komersanareo sy lanto e!!!! :wink:
305. ftma
(
30/08/2004 20:09)
yonika ndry mbola tsy mahazo manao komersa miaraka aminay mbola mila miofana.
nikopol fa aiza ianao e? lasan'ny olona ihany lanto.
lanto tena mianatra (teny gasy) izaho io an
nikopol fa aiza ianao e? lasan'ny olona ihany lanto.
lanto tena mianatra (teny gasy) izaho io an
308. ftma
(
31/08/2004 08:22)
nikopol efa tara loatra efa lasan'ny olona lanto, efa vita ny valiziny!!!!!
312. kitjo
(
31/08/2004 18:21)
oouupps, teo izany i lanto no nanome lesona e, azafady maitresse nikopole an. :{
314. mumu
(
31/08/2004 19:32)
lanto zany ve mba ampianarin'njy???
hummm iny kou zany ramaso fa alefako any amin'njy!
hummm iny kou zany ramaso fa alefako any amin'njy!
317. kitjo
(
01/09/2004 03:52)
oadray, tsy tafiditra anaty calcul fijo d miady varotra ngah,hihhiihih
mumu> oay, njy mitsoaka adidy :-P
mumu> oay, njy mitsoaka adidy :-P
319. yonikafopl
(
02/09/2004 14:50)
aleo ary fijo mpanao correction e!!!!!
dia miandry ny kajy marina avy any aminao fijo a!!!
dia miandry ny kajy marina avy any aminao fijo a!!!