eritreritra t
281. kitjo
(
25/08/2004 11:57)
Tena mbola ty nisy nande ve nareo? Zay efa tafaverina,hiihihihhihiih. MArina tsy efa tondraka zay ilay ile deserte... :-D :-D
284. lanto
(
26/08/2004 10:09)
fijo> jerijereo am'ny endriny eny e
efa vita kajy tokoa ve ny methode+yonika ? :)
kitjo> tantarao akia ny dia a !
efa vita kajy tokoa ve ny methode+yonika ? :)
kitjo> tantarao akia ny dia a !
285. ftma
(
26/08/2004 19:08)
lanto maika be ndry teo dia tsy voatantarako ny vacances-ko, omeko adresse nareo zay te hoany fa aza mitondra sipa na bandy zany fa any mifidy e :wink:
287. methode
(
26/08/2004 23:02)
Kidjo> Sao de mba teo Anosy izany nosy desert nareo izany fa toa mora kely ny fiverenana avy any! Teny amin'ny anjaly fotsy angamba! Hihihihi Efa tsy anjely mainty intsony izao!
288. yonikafopl
(
27/08/2004 00:57)
fijo zahay sy iza no hiaraka, sa hiaraka amiko njy fa i mumu nge efa an-dramaso e!! :wink: :-P
ftma ka hafa ihany ilay entina avy aty kanou!!! rehefa any manampy njay rehefa tsy mahafa-po
lanto tsy zakan'ny ordi io kajy io fa sao tratran'ny virus eo. :lol:
ftma ka hafa ihany ilay entina avy aty kanou!!! rehefa any manampy njay rehefa tsy mahafa-po
lanto tsy zakan'ny ordi io kajy io fa sao tratran'ny virus eo. :lol:
289. ftma
(
27/08/2004 09:28)
yonika manavesatra entana fontsiny ndry fa aza mitondra izany, any mifidy sady feno sahaza andry any raha tsy tiandry io kajy nataoin'i lanto io.
290. lanto
(
27/08/2004 09:41)
ftma> mbola tsy nikajy akory aho dé efa barazenjy ? sabotazy ekonomika izany an ! sa misy komersa kely natsanganjy any ? :-D
yonika+methode = bedin'imija
izay izany !
fijo +mumu = mistery :-P
mumu +.....= zanamaso
.....+ nikopol= mukopol
(de fenoy izany ny banga)
anareo sisa misôfy ny ordi-ko
yonika+methode = bedin'imija
izay izany !
fijo +mumu = mistery :-P
mumu +.....= zanamaso
.....+ nikopol= mukopol
(de fenoy izany ny banga)
anareo sisa misôfy ny ordi-ko
292. ftma
(
27/08/2004 10:07)
lanto misy komersa aty raha hiditra associée njy :roll: .
yonika efa tsy libre ihany methode zany fa any njy mitady e!!!
lanto tsy ampy ny tabilao misy ny kajy njy misy hadino.
yonika efa tsy libre ihany methode zany fa any njy mitady e!!!
lanto tsy ampy ny tabilao misy ny kajy njy misy hadino.
293. lanto
(
27/08/2004 10:14)
nikopol> am kajy teny gasy dia hoe "mamadika" ny fanampiana :)
ftma> ie tsika roa efa zatra miara-miasa ! dia fenoy aza ny tsy ampy amin'io e
ftma> ie tsika roa efa zatra miara-miasa ! dia fenoy aza ny tsy ampy amin'io e
295. kitjo
(
27/08/2004 13:11)
Fa ngah las acouple couple iany izy tato? hiihhiih
Ary tena embouteillage b ny ho any raha izao,hiihhhi.
lanto> za ange tsy tany @ desert e, neveriko efa nisy lasa tany d sao mifanena d las atsy desert tsn
Methode> hay moa desert eo @anjely fotsy?hihihhi, mety efa niakatra angamba Anosy zay

296. lanto
(
27/08/2004 17:38)
mba atoroy anay ny nahitan'i ramso an'io valiny io ? :roll: sopapa hoe ! :wink:
298. kitjo
(
29/08/2004 08:39)
tena vao maika fanina aloha za e, na le valiny na ilay nahazoana azy samy tsisy fatako. Misy litera iray tsy ampy @ le valiny :-P :-P
299. yonikafopl
(
29/08/2004 18:17)
ftma hummmm toa hevitra ihany ilay anjy fa aleo ho dinihina.
kitjo euhh za mahay kely , aleo ilay litera iray tsy ampy ao atao tsofoka
.......+ kitjo = Kajio :wink: :wink:
ataoko angamba fa tsy diso kosa io kajy farany io an!!!!!!
kitjo euhh za mahay kely , aleo ilay litera iray tsy ampy ao atao tsofoka
.......+ kitjo = Kajio :wink: :wink:
ataoko angamba fa tsy diso kosa io kajy farany io an!!!!!!
300. ftma
(
29/08/2004 20:45)
yonika efa manomboka mahay mikajy njy omeko 7/20.
lanto efa azo antomboka ny komersa antsika efa misy client (yonika).
lanto efa azo antomboka ny komersa antsika efa misy client (yonika).