eritreritra t
263. yonikafopl
(
19/08/2004 20:57)
fijo hihihihi hadinony enao eeeeee, manina olon-tsy manina njy zany. :-P
niko za tsy mahay mampiasa anreny kou :wink:
niko za tsy mahay mampiasa anreny kou :wink:
264. lanto
(
20/08/2004 16:14)
alohan'y hanainga ary de aleo averina indray ny + sy ny =
mumu+fijo = (l)
imija+methode= tiana
ramaso+mumu= ???
kitjo+....= tsy hita
niko+yonika= yonikopofl
methode +fanja= methode + cutie= methode+ftma = hmmmmmmm
ralay+zah (hihihi) = 1siècle
mcfy+jiro= sôsy be
hery+ ....= imbolahoavy
izay tsy voatonona aoka hanantona ny tompon'andraikitra

265. methode
(
20/08/2004 22:55)
lanto> Misy calcul hafahafa! Ordinateur nga no nanaovana calcul? Mety misy virius ny ordinateranao fa verifeo kely! Hihihihi
266. yonikafopl
(
21/08/2004 10:18)
lanto hahahahahahahaha
mbola tsy ampy sady misy diso kely
lanto + nikopol = :roll: (l)
fa taiza kou nisy anzany yonikofopl zany :?: :?:
tena mila manao bodybuilding njy ry methode raha izao ny fandehany an :lol: :lol:
mbola tsy ampy sady misy diso kely
lanto + nikopol = :roll: (l)
fa taiza kou nisy anzany yonikofopl zany :?: :?:
tena mila manao bodybuilding njy ry methode raha izao ny fandehany an :lol: :lol:
267. yonikafopl
(
21/08/2004 10:19)

268. lanto
(
21/08/2004 18:20)
de hividy fanafody njay izany hamonoana bibikely koa! dia avy eo averina ny kajy.
yonika> nitsipelapelatra taiza njay io maso io ? naka tahaka de nandika fotsiny an ! kajy sarotra mbola tsy tokony ho hitanjy ny valin'io kou !
yonika> nitsipelapelatra taiza njay io maso io ? naka tahaka de nandika fotsiny an ! kajy sarotra mbola tsy tokony ho hitanjy ny valin'io kou !
269. yonikafopl
(
21/08/2004 20:47)
lanto ntsssssss efa io ny valiny kou
nga tsy fantanjy fa ny gasy paka tahaka :lol: :-P
nga tsy fantanjy fa ny gasy paka tahaka :lol: :-P
270. ftma
(
22/08/2004 08:04)
yonika efa nampitaiko ny hafatra, aza mitondra ordi ndry fa misy aty @ îles deserte aty.
nikopol tsy mitondra gidragidra zany aho fa i ramaso aza tsy nanome ny recette.
methode sy lanto tena tsy mahay mikajy mihitsy tssssss.
nikopol tsy mitondra gidragidra zany aho fa i ramaso aza tsy nanome ny recette.
methode sy lanto tena tsy mahay mikajy mihitsy tssssss.
271. lanto
(
22/08/2004 08:58)
toa ho lasa "ile de la tentation" njay le izy raha miaraka any dôly !
273. yonikafopl
(
22/08/2004 19:52)
hihihihihihihi lanto toa ho betsaka ny ho tratran'ny tentation any raha izany no izy
ry niko zao tsy ferana hihihihi :lol: :wink:
ry niko zao tsy ferana hihihihi :lol: :wink:
274. fijo
(
23/08/2004 19:53)
misaotra nanome vaovao niko an.
lanto>adala ahoana ary izay manina le.za aza mba manina ko.
lanto>adala ahoana ary izay manina le.za aza mba manina ko.
277. nikopol
(
24/08/2004 10:12)
Fijo tsisy fisaorana letsy an!
lanto aza miteniteny fôna akia. Raha mba marina moa zany tenindry zany.
Yonika inona zao no mampivanitika anjy eo? ountsss
:lol:
lanto aza miteniteny fôna akia. Raha mba marina moa zany tenindry zany.
Yonika inona zao no mampivanitika anjy eo? ountsss
:lol:
278. yonikafopl
(
24/08/2004 12:42)
anseeeeee
tsy mivanitika re za ry niko fa tena mila ho tapa-tsinay a!
tsy mivanitika re za ry niko fa tena mila ho tapa-tsinay a!
280. methode
(
24/08/2004 22:27)
Tena mbola mikotrana mihitsy aho ato fa toa giravy be izy ity ko!! Hiihihiihi