eritreritra t

181. hery ( 31/07/2004 16:42)
manomboka hikisaka @ pv am'zay zany i lanto sy i nikopol
182. yonikafopl ( 31/07/2004 20:25)
lanto hi hi hi hi hi njy ty tena tsssssssssssss tianjy ho lasa kinaolinaoly ve za e!!!!!!!
mitady haka sisiny hono ianareo sy niko hoy hery hi hi hi :lol:
183. kinaoly ( 31/07/2004 21:17)
lanto> hihihi torana eo ny zanak'ol mahita anà ... :^)
184. yonikafopl ( 31/07/2004 21:26)
kinaoly oupsssssss
lanto tsy te ho torana aky za ka!!!!! mbola lavitra le radoko hamelona hi hi hi hi
185. lanto ( 31/07/2004 21:32)
izy ihany mamelombelona kah
186. yonikafopl ( 31/07/2004 22:27)
ountss lanto, za efa manana dokotera special kou, hi hi hi hi hi hi
kinaoly le mampatorana no specialite ny
187. kitjo ( 01/08/2004 11:58)
ramaso> hahahaha, nitatra ilay eritreritra nandalo an!!!

yoni> ngah efa notoranin kinaoly njy?ihihihhi, hitako miala pas @ ramaso an,hihiiih

fa i Kinaoly ve lahy sa vavy e :?: :?: :?: :?:
188. kitjo ( 01/08/2004 12:37)
lanto> zay sy izy no miaraka k! hiihhhhiih. alainy eto za ! :P

yoni>hiihih, ny anah efa vita efa ela ny safidy k!ihihiihih
189. nikopol ( 01/08/2004 17:26)
Hery!
Efa manana tsaikefa mihintsy ise ty! :lol:
Lanto a! tentation be le pv fa aleo aloha mbola tsy maika. Nefa asa.... :lol:
190. lanto ( 01/08/2004 17:48)
ie aleo resaka imasomaso otsan'ny an-dry ramaso ihany ! :)
191. yonikafopl ( 01/08/2004 20:58)
bravo kitjo hi hi hi
ramaso tssssssssss aza miteniteny foan eo enao an, bedin'i mumu eo fa ataovy, tsy hampianatra anao eo tsony izy fa , tsy mahazo manao pratique ivelan'ny salle de classe kou
192. nikopol ( 03/08/2004 09:14)
lanto :lol:
193. mcfy ( 03/08/2004 22:57)
tsara kosa ty eritreritry ty fa efa couple maro zao no efa voaforony.

Ramaso, Mumu
Lanto, Niko
Yonika sy Kinaoly koa moa?

Zay aloha raha mila pitan-jiro* nareo d misy vonn aty e! :o

* Voir condition de l'eoffre au magasin :lol:
194. lanto ( 04/08/2004 10:06)
aona izany ry niko ? toa tsy tafiditra ao anatin'ny le zavatra ho entina ! ry yonika efa hitondra dokotera, ry mumu cameraman, toa tsy hisy kil njy mcfy :lol:
195. yonikafopl ( 04/08/2004 10:13)
hi hi hi hi hi
raha lahy i kinaoly dia hiaraka tsy haditra any zahay dahy ka!!!!!! miaraka amin'dradoko.
196. methode ( 05/08/2004 11:01)
Za aloha eto dia mpitazana fotsiny fa efa lasan-dry zalahy daholo ny kil e!!! Toa hitondra akanjo ihany no iafaran'izy ity fa mety lasa ville tampoka le desert ko!!! Raha miteraka telo na efatra avy ireo couple ireo tsy ela de misy surpopulation any!!! Mety possible nefa izany satria tsy misy forum sy chat intsony any!!!! Hihihihihi!!! Za izany tokony hitondra cameras sy appareils photos hakana ny sary rehetra any hanaovana reportage ato amin'ny serasera!!! Tsy misy azo avela hatramin'ny pintiny indrindra!!! :lol:
Tsy maintsy omena amin'ny détail le hoe ahoana no nahatonga an'ilay surpopulation tampoka any!!!
Dikan'izay de za zany tsy mahazo mitondra vevavy any aloha fa be asa!!! Hihihi
197. nikopol ( 05/08/2004 11:14)
Methode :lol:
Ny anay tsy ataonay hitan'iza na iza.
Lanto ny antsika lambawoany (nasiana valihy tao anatiny any).
198. lanto ( 05/08/2004 19:41)
methode> ka tsy maintsy hoe anaovana mpandimby ny serasera kou !
nikopol> aza tenenina doly ny sekre fa be mpanao gazety eto :)
199. yonikafopl ( 05/08/2004 20:21)
misy raharaha any androany marina hi hi hi :lol:
200. methode ( 05/08/2004 22:50)
Mbola voatery hividy camera infrarouge koa izany hakana izay miafina ko!! Hihihihi!! Sa moa Rayon X ny miasa aminizany!! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4279