eritreritra t

101. mumu ( 15/07/2004 05:12)
ikaretsaka an an an nena fijo iany kou!!! ampianara izy raha tianao
102. methode ( 15/07/2004 09:06)
O ry reto a!! Atao inona daholo izany rehetra izany!! Izaho tsy hitondra n'inon'inona!! Nga any hisy olona hijery no mila akanjo? tsy mila mitondra vehivavy izany fa rehefa manina ve izy tsy handeha any koa!!
Hery> rehefa tsisy taratasy ampiasaina ny ravina coco!! Hihihihi!! Rehefa leon'ny coco any dia ilay mihinana coco indray no hanina any!! Hihihihi! Raha ireo teneninareo ireo no entina any tsy ho tonga any fa rendrika eny an-dalana ny lakana!!
Amin'izay rehefa miverina avy any aho ny vidin'ny volo naniry tany dia mahavidy akanjo!! Hihihihi! Amidy aty Burkina!! Sao misy hiaraka amiko aloha e?????
103. pitchou ( 15/07/2004 10:47)
mumu> aza mitaredretra any dry fa fijo zay ange eny an-tanana e! hihihi

methode> hihihi! raha misy maheno hoe tsy mekanjo enao any d tsy ho déserte intsony le nosy fa ho surpeuplé b indray ko!
104. imailaka ( 15/07/2004 10:57)
methode : de tsy hitondra ve na de le connecté intégré aza!!!!!!
ho very any nge e!!!!!!!!!!!!
105. mumu ( 15/07/2004 13:21)
pitchou hihihih
efa nifanao fotoana any zay kay!
106. ari.malala ( 15/07/2004 14:07)
Fa in ihany alo le connecté integré fa zay tsy maharaka ê! efa nisy fanazavana nga?
107. mumu ( 15/07/2004 18:16)
ari.malala za kou mbola miandry fanazavana!!

ramaso rehany dôly zany ka zay mifampiantso isan'andro!!
fa inona mintsy kai no tena tsy aritrao amiko ry ramaso???
108. methode ( 15/07/2004 22:33)
Za aloha tsy hitondre vevavy any fa be konetaka hono ireny!! Raharaha ny hahazo an-drafijo any!!! Vao tonga adiny iray de we atero aho fa tsy tamana!! Hihihihi! Maty aho basin-janako!! Hihihihi!
imailaka> Tsy very izany ka! za connecté foana na tsy mitondra n'inon'inona aza!!!
109. pitchou ( 16/07/2004 05:21)
alazako @fijo daholo nareo an! taiza ko no mbola nisy nikoretaka tany?
110. yonikafopl ( 16/07/2004 18:55)
methode hi hi hi hi hi hi hi
vhv be fihomehezana fa tsy be konetaka zany
111. mumu ( 16/07/2004 20:04)
aza be konetaka eo ry ramaso aaa
112. mumu ( 16/07/2004 20:37)
ramaso nde mankany ampianarana raha te hianatra!!
113. mumu ( 16/07/2004 21:05)
ramaso tsssss tsy za angamba nampianatra anao an'izany!!
114. methode ( 17/07/2004 00:33)
Sao de hisy fifanjevoana aloha eto e!! Ramaso#ra-fijo!! Hihihihihi! Ze mahery an'i mumu!!! Za tsy te-hahita mikonetaka eo indray an!!
115. pitchou ( 17/07/2004 14:46)
mba miafina ramaso rehefa mitomany fa ttssss! ilaozan'i mumu eo enao an!
116. yonikafopl ( 17/07/2004 16:29)
njy kosa mumu mampiana dratsy zazakely an!
ramaso aza tomany waaaa fa mumu eo fona
117. kitjo ( 17/07/2004 16:56)
methode> mievonevona i fijo zay sady tratran hatsika any Dago fa nareo kosa e....
118. ikaretsaka ( 17/07/2004 18:40)
Misaotra an'i Mumu aloha mampianatra ny ankizy e.. ary asaivo ampisehony an'ialahy @ zay ny tatoo -ny ry Ramaso an
119. mumu ( 17/07/2004 18:47)
yoni oujiii fa za naninona anio izy no bekonetaka any!! za ary tsy mbola nampianatra akory klé!!!

ikaretsaka zamé zamé zamé!!!!!!!!!
120. ikaretsaka ( 17/07/2004 19:32)
inona ary ity?? matoa io natao dia natao ho hita! sady nareo sy Ramaso efa complices
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468