eritreritra t

21. lanto ( 02/07/2004 07:18)
mumu inn nenjy e ? sa iza ?
22. riffeur ( 02/07/2004 07:56)
Salut! Za ohatran'ny hitondra lecteur MP3 booster à fond des morceaux de guitar-heroes, dia mitondra guitare na sipa. hihihi
23. ftma ( 02/07/2004 10:04)
Ny ahy maillot de bain sao mahita plage ihany any!!!
Lanto tsy aleo tsy mande raha hiantso anay isan'andro?
24. mumu ( 02/07/2004 12:19)
lanto ao anatiny kou io ka fa mbola misy maromaro iany izy ato kou!
25. olly ( 02/07/2004 15:24)
o ry lanto sy mumu a! raha mba fantatrareo manko hoe iza avy ny "tena namana" mifandray amin'le oll io ao an ! hoe lhl sa vhv no btsk ao sy maha-be ny isany lazainareo io mmmmmmmmm dômazy nareo tsy oh n'i webmastera daholo afaka mivérifier ze tena namany mpitafa matetika be aminy ao ka manahirana ny lohanareo io hihih (sa omena dhlo ny ps mba hahafantaranareo marina oe , )na de nataoko ihany aza ny tsy hivakl' ihiihi tohizo fa milay le mirediredy beeeeeee ! hihihi tena
za nray raha mankany am' désert de ordi hahazoako miforum ato am'serasera na @ lhvt inn io na inn ze tiko idirana ihany io tsinn ihihhihi
26. lanto ( 02/07/2004 16:40)
olly> hihihi arakay io ka ! fa njy koa maharaka an !
27. mumu ( 02/07/2004 16:43)
olly hihihih bravo njy! mahay mandinika tsara!!
28. olly ( 02/07/2004 16:44)
an?mmmmmmmm
29. hendry ( 02/07/2004 17:46)
Fijo: roa farahafabetsany anie ilay izy, ny anao toa telo.
Ny ahy basy sy lampe de poche.
30. kitjo ( 03/07/2004 03:59)
ny anah koa olona!
zany oe mety tsy entiko izy fa miaratonga any,hiiihii
sa tsy mety?
31. lanto ( 04/07/2004 06:33)
fa efa hitanareo angaha ilay toerana ? sao de heverinareo fa le vohitry ny nofy izany fa nosy kely misy foto-coco anakiray de plage fotsiny !tsy mandeha avion njy mankany fa aterina @ lakana hihihi hihemotra io kitjo io izao !
32. kitjo ( 04/07/2004 07:18)
Ataovy lehibe tsara fts ary le lakana sao milentika zay fa ts koi!
Hay, ny sakafo tsy adino kay!
33. xxx ( 05/07/2004 00:50)
Ny ahy izao vilany Kokoty sy vintana no entiko
34. fijo ( 05/07/2004 23:19)
mumu>sira satria hoe "ile"izany hoe manodidina ranomasina.
hay roa?
izao ary e.sira sy sipa.
35. mumu ( 06/07/2004 10:35)
fijo za hentina!!
36. myllanah ( 06/07/2004 20:30)
koa inona izany fa tsy dia vedette feno essence na hellicoptère hiverenako ihany no entiko makany eh! za tsy hipetraka any, hi hi hi
37. fijo ( 06/07/2004 22:22)
mumu ka raha indry no hetinaany dia tsy miverina intsony izany isika ka.veloma ra serasera o.lasa izahy.
38. mumu ( 06/07/2004 23:12)
fijo hihihihihi
ndao ary kou!!
39. fijo ( 07/07/2004 00:57)
raha indry dia ok ka.avy dia lasa tsika.aleo reo hijanona eo daholo
40. wawawa ( 07/07/2004 01:13)
olana, tsy mitovy sexe amiko fa mitovitovy taona, deodorant
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3459