Fifanajana

1. rfm ( 01/07/2004 13:12)
Fa ahoana ny tsy maintsy mifanaja ny zanak'olombelona.Misy ny sasany mba manana fahefana kely de manao barô be...
novalian'i fijo ny 01/12/2004 22:08
2. ramoul ( 01/07/2004 13:30)
ka ra tsy misy ny fifanajana zany dia ahoana ny fiafaran' ny zanak'olom-belona ry rfm?
3. xxx ( 01/07/2004 13:35)
il faut pas faire du kidnapping,casser les magasins des karana ramoul?C'est pas ca le respect dont tu parles envers les karana,non
4. pitchou ( 01/07/2004 17:43)
inn no idiran'ny resaka karana @zany kosa ry xxxxxx?
5. fijo ( 01/07/2004 22:33)
ka ny karana ry XXtsy manaja gasy ka tsy mila hajaina koa an.
6. booboo ( 02/07/2004 08:58)
terrible, vô resaka karana dé fijo no mahazo aina vôlohany fa hanombo an-dry zareo ! :)
7. ari.malala ( 02/07/2004 09:13)
ka ny karana kosa anie miseho manjakazaka ê! fa raha ilay resaka fifanajana aloha, mifanaja ihany aza mbola ady sy savoritaka ko mainka fa hanao bordel tsy dia any anaty jungle no fiainana?
8. pitchou ( 02/07/2004 17:44)
hiakatra eo ny tosi-dra n'i fijo an!
9. fijo ( 01/12/2004 22:08)
ela wa tsssss.vonoy ny kakana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7202