Fifanajana
1. rfm
(
01/07/2004 13:12)
Fa ahoana ny tsy maintsy mifanaja ny zanak'olombelona.Misy ny sasany mba manana fahefana kely de manao barô be...
répondu par fijo le 01/12/2004 22:08
2. ramoul
(
01/07/2004 13:30)
ka ra tsy misy ny fifanajana zany dia ahoana ny fiafaran' ny zanak'olom-belona ry rfm?
3. xxx
(
01/07/2004 13:35)
il faut pas faire du kidnapping,casser les magasins des karana ramoul?C'est pas ca le respect dont tu parles envers les karana,non
6. booboo
(
02/07/2004 08:58)
terrible, vô resaka karana dé fijo no mahazo aina vôlohany fa hanombo an-dry zareo ! :)
7. ari.malala
(
02/07/2004 09:13)
ka ny karana kosa anie miseho manjakazaka ê! fa raha ilay resaka fifanajana aloha, mifanaja ihany aza mbola ady sy savoritaka ko mainka fa hanao bordel tsy dia any anaty jungle no fiainana?