Mariage de raison
1. jhouhlambout
(
01/07/2004 09:16)
- Vous serez unis pour le meilleur et pour le pire jusqu'à ce que LE manque d'amour vous sépare.
Izay no mitombina kokoa sa ahoana?
Izay no mitombina kokoa sa ahoana?
novalian'i sariaka91 ny 13/07/2004 12:09
3. sariaka91
(
01/07/2004 09:24)
Tokony hovaina an'izay izy io. Vitsiana ny fitiavana maharitra mandrampahafaty izany @izao fotoana. Ny lhl rehefa mananontanina ny faha 50 taona eo dia te hihinana chair fraîche ka lasa manenjika tovovavy 20 taona. Matetika moa ny lhl no mahatonga ny fisarahampanampadiana. Ny vhv na tsisy intsony aza ny fitiavana, mahay manaja ny fiarahana sy fihavanana @ anaran'ny lasa izay niaraha-niaina rehetra.
6. pitchou
(
01/07/2004 10:33)
misy marina alou io voalazan'i sariaka io e! saingy angamba koa misy ny tsy fikolokolona ny fitiavana d lasa leo d lasa!
peluche> asan'izay mbola gadra io ko!
peluche> asan'izay mbola gadra io ko!
7. sariaka91
(
01/07/2004 11:43)
peluche> izy roa. Jerevo ange fa misy vhv sasany manambady mamolava sy mamono vady. Raha te hiala izy dia fehezin'ny fianakaviany hoe vadinao io, hajao hatramin'ny farany. Tsisy lanjany mihintsy ny vhv fa natao hiaripery foana. Ilay lhl manao ny adalany tsisy miteny azy
Mila fivoarana ny toetsaintsika malagasy
Mila fivoarana ny toetsaintsika malagasy
8. sariaka91
(
01/07/2004 11:47)
pitchou> tsy afaka hanao concurrence @ toebatana tovovavy 20 taona ny an'ny vhv 40-50 taona. Eo no manomboka ny olana. Na dia kolokoloina toy inona aza ny fitiavana, rehefa sendra ny fahanterana sy ne retour d'âge n'ny lhl ny vhv, tsy afamanoatra.
9. ramoul
(
01/07/2004 13:28)
Misy koa ny vhv nitady bandy 20 ans raha tsy mahavita ny désir sexuel-ny tsony ny lhl nanomezany toky fahiny.
10. xxx
(
01/07/2004 14:24)
mais en gnéral les femmes sont plus tenues de se conformer aux règles imposées par leur maris,la société fait en sorte que les femmes doivent accepter ces règles.
11. hendry
(
01/07/2004 14:27)
sariaka 91> fa ngah kosa moa raha vao misy olana ohatran´ny hoe vady mamo lava dia tokony hialana foana? Fifampitaizana anie ny fiainana e! amiko aloha tsy vahaolana mihitsy ny hoe misy olana eo @ mpivady dia hitsoaka. Tsy tokony raisina @ ilay hoe "miaritra" araky ny lazainao ilay izy ngamba fa hoe ity no notiaviko dia kolokoloiko; raha tsy zay tsy hisy mihitsy ilay fanambadiana haharitra.
12. pitchou
(
01/07/2004 17:30)
d inn ary ny problema ry sariaka raha lasa le ramatoa? raha tsy manisy clause izy roa hoe rehefa 45-50 ans d misaraka tsy hitako izay ombanao ny adalana ataon'ny hafa! olona tsisy fotony koa zany manaiky hitsakitsahana izany ary tsy manaja ny tenany akory! ny fijanonany ao aza no toa vao mainka manomerariny sy mamporisika le iray hanao ny tsy mety! raha disoanao ny ataony d ampahafantaro fa disoanao ary ialao izy! hafa indray raha le ramatoa mihitsy no maso ka mitady olona otran'izany!
13. rambofrau
(
01/07/2004 18:47)
Amiko afaka kolokoloina hatramin'ny farany ny fitiavana na efa nivady ela be aza.Enga anie
14. fijo
(
01/07/2004 19:22)
io marina samy manana ny heviny.misy ny mihaina araka ny fahalalahana amin'izao misy ny mbola mitana ilay lazaina fa fahendena taloha,ka amiko dia arakaraky ny fahazakana azy io.
15. atmos
(
01/07/2004 21:25)
Amiko aloha, tsy misy adin'olon-tokana zany e, fa tsy maintsy olona anankirao fôna. Fa tsy voatery hoe ny lhl fôna, fa ny lhl hoa refa maditra dia tonga de hita eny fa ny vhv an, mahalasa adala mihitsy rehefa mahazo izay amant sns... zay. Fifampianarana ange ny tokan-trano e, ka izay manao ny tsy mety no anarina fa tsy hoe hitsoaka satria tsy mety ny ataon'iray. Raha za manokana aloha za, mandram-pahafaty ny vady e, sady tsy ataotao fôna ange ny fanambadiana e......sa?
16. atmos
(
01/07/2004 21:26)

18. nati
(
02/07/2004 07:15)
mba miala nenina kosa aloha e! kanefa indraindray tsy laitra ka,dia eo izany ilay hoe ny tsirairay no mahafantatra ny fiainany ao sady samy manana ny tsy zakany e! ny sasany raha tsy vonoina tsy tonga saina ,kanefa misy koa ny vao tenenina kely dia marary fo be hoe tsy rariny izany
19. sariaka91
(
02/07/2004 13:24)
hendry> tsy anjaran'ny vhv ny mamita ny fitaizana vadiny. T@ RAD izy no tokony ho nianatra ny mety sy ny tsy mety. Olona matotra no tokony hiditra eo ampanambadiana. Ny toaka, ny fikasihantanana ny vhv, ny fijangajangana... dia mariky ny tsy fahamatorana.
Marina ny an'i Pitchou, adalan'ny vhv raha miaritra an'izany rehetra rehetra izany izy. Vao maika tsy asian'ny lhl vidiny intsony aza izy, rehefa manaiky hitsakitsahana toy izany.
Nefa na dia atao aza ny ala-nenina rehetra, ny problema dia tsy mbola ao @ toetsaina malagasy ny fisarahana. Diso miankina amambady loatra ny vhv gasy ka tsy sahy miala satria, ho aiza ary. Iza no hamelona ? Ny ankizy atao ahoana ? Ny fanomezantsiny n'ny fianakaviana koa etsy andaniny.
Tsisy ialana ny vhv ka dia voatery miaritra eo e ! Dia maika koa ny lhl manararaotra.

20. sariaka91
(
02/07/2004 13:30)
atmos> marina fa fifampitaizana ny tokantrano. Saingy mila fahamatorana dieny vao manomboka ilay izy, mba ho fanolokoloana fitiavana eo amin'ny mpivady sy ny fanabeazana ny ankizy no hamenoana ny fotoana, fa tsy ho laniana @ hadalana isankarazany.