Vonjeo fa moana

1. kally ( 30/06/2004 16:13)
Tsy manana feo intsony aho taorian'ny ni-formater-na ny pc-ko.Sao dia misy afaka manampy?XP no ampiasaiko izao.
novalian'i cowboy ny 02/08/2004 16:12
2. mcfy ( 30/06/2004 22:47)
kally> sao d tsy no installé-naon y cd ny carte mere? Efa xp ihany koa v ny teo taloha?
3. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:43)
inona aloha izany XP e.. carte mere e ?
4. kally ( 01/07/2004 08:41)
mcfy> Millenium ny teo aloha,dia n-installer-na nefa tsy misy feo mihitsy,mamoaka feo izy fa ilay bip rehefa misy hafatra tonga na bip rehefa misy erreur no ataony ankoatr'izay tsy misy.
5. booboo ( 01/07/2004 12:56)
oh-oh !
6. ramoul ( 01/07/2004 13:48)
ououououo tena tsy manana zah ra tsy zany nampiko mintsy elah.
7. kaladala ( 01/07/2004 15:19)
ttttsssss
ngabesoola> miala tany fa manimba fiarahamonina........
8. lanto ( 02/07/2004 07:08)
efa natao veloma i ngabesoola. nesorina tsy ho namana intsony koa
9. booboo ( 02/07/2004 07:50)
:) sady navôka no voahombo kou zany !
10. dd ( 03/07/2004 03:38)
kally > efa mety v sa mbola mila fanampiana?

sao d lay karatra mpamoaka feo no tsy mandeha? sokafy ny boaty, dia jereo tsara hoe sao d mihilangilana nedala, fa alohan izany hidio sy vonoy tanteraka aloha ilay PC -nao!
11. kally ( 03/07/2004 09:23)
Tsy mbola nety dd a! aoka aloha fa averiko indray fa efa leo be aho izany manao azy!
12. fatsoraly ( 03/07/2004 13:34)
kally> ary maninona ra redemarrer-na?

toa izany foana mantsy ny fanaovan'ny olona azy ireny hono.

Hidina ny varavaran-kely de avy eo sokafana indray.

MicroFopl Windows
13. ds ( 03/07/2004 22:28)
Jereo ato :
Démarrer
Panneau de configuration
Sons et périphériques audio
Audio
Lecture audio/unité par défaut
Tokony miseho ao ny anaran'
ilay karatra mpamoaka feo raha tsy izany tsy mandeha mihitsy.
Inona no misoratra ao ?

Dia jereo koa ato :
Démarrer
Panneau de configuration
Système
Gestionnaire de périphérique
Contrôleur audio, vidéo et jeux
Sao dia misy ! mavomavo.
14. kitjo ( 04/07/2004 08:44)
ds> ary raha toa indray ka mandefa webcam aho nefa ilay olona tsy mety mahita.
Mi "accept" izy nefa tsy mahita fa oe tsy afaka mijery hono, znay ny soratra ao.

sa ilay karatra sarimihetsika koa ve no mety tsy mety?
15. ds ( 04/07/2004 18:09)
kitjo> Angmba Yahoo messenger io resahinao io sa ?
Raha afaka Mi "accept" ilay olona, dia tsy olana izany ao aminy. Mila fantatra tsara ny "message d'erreur" mivoaka. Mety misy fiarovana (firewall) manakana ny sary tsy hivoaka.
16. fyjl ( 16/07/2004 05:58)
kally>tokony hisy CD antsiona hoe MAINBORD miaraka @ ordi, io CD io no misy ny configuration rehetra, na graphique na son, raha tsy misy izany dia mitadiava driver son, de jereo ao @ configuration matériels de reintaller-o ny carte son fa tokony hety na integrée aza. En principe anefa raha XP tokony efa manana izay driver zay fa mety mal installée fotsiny le izy
17. mcfy ( 20/07/2004 22:32)
Kally> Ny tokony ho fantarinao voalohany aloha dia hoe Fabricant (HP, COMPAQ, IBM EDISON....) v ny ordi Me nao sa standar? Raha tsy fabricant tokony manana ny CD de carte mère enao raha tsy hoe teny @ sisiny angaha k tsy nomen'le ol ny CD carte mere :lol: , Raha Fabricant dia jereo ny reference ny carte mere misoratra ngeza be matetika eo akaikin'ny fanasiana ny carte graphique no misy azy. Dia io no anaovanao recherche ny pilote! Mazotoa,

Raha mila fanampiana an-tarobihy dia alefaso any @ adiresiko ny N° fa fixe ihany nefa sao d zà ndray no handoa vola rah portable hihi
18. cowboy ( 02/08/2004 16:12)
voavaha ve ny olana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229