vehivavy gasy manao "porno"

1. fijo ( 01/07/2004 04:55)
voalaza an gazety fa efa maro izy ireo no manao io karazana sary mihetsika io ao mada.(fandrosoana )ve sa fahantrana no mamporisika azy hanao izany?
novalian'i felicia ny 03/04/2005 14:45
2. bichette ( 01/07/2004 06:24)
mba te hanaraka ny fanaon'ny koa vazaha angamba.... sy fitadiavana vola.
3. booboo ( 01/07/2004 07:06)
fahantrana, fitiavana manao raha, te-hahazo vola speed nefa tonga dé drala be !
4. darlin ( 01/07/2004 07:40)
ao koa ngamba ny fitiavam-bola e! te hanana toy ny olona rehetra izy dia eny no hitany fa haingana koa ngamba!!!!! asa alou e!... ao kou ny fahantrana !!!
5. pitchou ( 01/07/2004 10:07)
zà alou tsy mbola nahita e! fa sarimihetsika gidragidra no efa hitako betsaka!
6. rfm ( 01/07/2004 13:07)
Mety 'zay ngam-ba no mahasalam'azy. Sôsy ho azy io eh! sady fahafinaretana no...
7. sariaka91 ( 01/07/2004 13:31)
Matoa misy ny actrices dia satria misy ny mpijery. Na gasy io na vaza. Loi de l'offre et de la demande.

Tonga dia mahazo tsikera fotsiny izao hoe vhv gasy manao porno;;; Fantatrareo ve ny isan'ny lhl gasy manao porno ? Sa lhl tsy voatonotonona ? Mahazo manao izay tiany atao ?
8. ramoul ( 01/07/2004 13:37)
mbola tsy naheno aho hoe nisy lhl nanao film porno fa ny vhv no efa reko fa mbola tsy hitako.
Ny tsy fisihan' ny vola no mantonga an' dry zareo manao an' io ary eo ihany koa ireo te ampiseho hoe zahay koa mba mahavita fa tsy nareo rery.
9. pitchou ( 01/07/2004 17:42)
ramoul> hoe misy lhl gasy manao porno v tsy haiko satria tsy mpijery ireny aho, ary mazava hoa azy fa raha lhl no hijery porno d ny ankamaroany vhv manao porno no ho jereny fa tsy lhl! sa tsy izany? saingy ny tena marina kosa d betsaka ny lhl mpivaro-tena eto tana!
10. atmos ( 01/07/2004 19:59)
fa any tanà ve zany lelihahy mivaro-tena zany? de awona no ataony? manao ohatry ny vhv reny v? eny amoron-dalana no mitady client? mahagaga ahy ndray zany, zay aho vao naheno.........
11. gandy ( 01/07/2004 20:48)
Fitiavana feno finiavana angamba!.Raha tsy izany izy tsy fantatra hoe manana an'ilay fitaovana ,ka mila aseo masoandro @ izay tsy harafesina .
12. atmos ( 01/07/2004 21:19)
gandy > aiza kosa e, f'angaha mety harafesina io zvt io? tena vao2 amiko ndray zany
13. joda ( 01/07/2004 22:18)
in zany porno
miporna ianao ve? hi hi hi
14. fijo ( 01/07/2004 22:36)
ny lhl tsy haiko fa hitako tamin'ny midi androany io ka dia nahatonga ilay fanontaniana.
15. faraah ( 02/07/2004 07:42)
te hahazo vola be facile fotsiny, ny porno anefa tsy ao anatin'ny civilisation-gasy, te hitovy amin'ny vahiny koa
16. atmos ( 02/07/2004 10:42)
Aza mano an'izany nareo fa misy Malagasy sasany ange teny tia an'izy io e, angamba noho ny civilisation occidentale tonga tany amintsika no nampiova ny sainy
17. pitchou ( 02/07/2004 17:32)
nijery ilay gazety nolaizin'i fijo aho! en fait toa hoe nanao an'izany izy t@ andro fahatanorany dia efa tena olona rangée be izy izao dia anaovan'ilay lehilahy gasy (angamba izy no ni-tourner ilay porno) chantage izy dia nampiakatra any @ fitsarana! dia voasazy an-tranomaizina ilay rangahy noho ny fanaovana chantage
18. xxx ( 02/07/2004 19:37)
Tsy dia hoe eto dago ihany no misy vehivavy gasy milalao toa io na mivaro-tena, fa eny fa na aty an-dafy aza. Saingy fitadiavana ny azy ka tsy omena tsiny. Izany no mahatonga ny vehivavy malagasy tsy manam-bady sahirana vao mahazo visa ao amin'ny ambasady frantsay satria mampitombo isa ny mpivaro-tena any frantsa fotsiny.
19. pitchou ( 03/07/2004 03:12)
mety marina angamba! sa mety mba maporisihina ny mila mpivaro-tena gasy ho aty dago @ zay mihena ny client ny mpivaro-tena any aminy?
20. sariaka91 ( 09/07/2004 19:24)
ramaso> ny tiako ho tenenina dia ny fahamaikan'ny ankabetsahany hanondro molotra. Odiana tsy hita ny antony mahatonga ny fisian'ny films pornos, dia hamaroan'ny lhl vetaveta fisainana tia mijery an'io. Faly ery mijery ireny, nefa ny vhv haratsiana. Ko maninn no jerena rehefa izay ? Sao dia faly hanakora fotsiny @ afohezantsaina.
Betsaka documentaires aseho @ télé mikasika ny fiainana sy ny conditions n'asan'ny vhv manao films pornos. Olona farahidiny be no manao ireny, sendra ny tsy fidiny ary tena mijaly @ fiainana. Mbola vitanareo ve ny hanakora azy ireny ? Mba sokafy ny saina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1401