vehivavy gasy manao "porno"
21. methode
(
19/07/2004 00:33)
Mbola mpianatra tao amin'ny second cycle aho no efa naheno an'io ary nalaza tamin'izany fa hoe ao amin'ny Hilton no fanaovan-dry zareo azy!! Ny notenenin'ny namana tamin'izany moa dia hoe tovovavy 13 à 18 ans no tadiavin-dry zareo!! Tsy dia nisy resaka lehilahy aloha e, fa mpiara-mianatra lehilahy no nitantara ireo hoe nandalo nijery tany ry zareo!! Izaho tamin'izany no notarihin-dry zareo ho any fa tsy nety!!
23. sipagasy
(
22/07/2004 18:37)
ka na gasy na vazà na sonegaly moa ny mpilalao mampiova inona izany????? fa dia resaka marina ka atao!
24. wawawa
(
22/07/2004 18:47)
Ngamba kosa misy vhv tena tia manao an'le film fa tsy voatery hoe mahantra.
25. kitjo
(
23/07/2004 12:39)
atmos> enao ngah t@ taty tsy nahita ireo lhl mpivaro-tena??
Aty ndray aloha misy agence misy mikarakara azy ireo d manao pub sns....mety pelaka ngamba aloha ny kil nefa tsy haiko k!
Aty ndray aloha misy agence misy mikarakara azy ireo d manao pub sns....mety pelaka ngamba aloha ny kil nefa tsy haiko k!
26. kitjo
(
24/07/2004 11:01)
manin aaa??
in ny idirako amzany fa milaza ny zava-misy aho fa sao be tati-bolana any ramaso,hiihihih
in ny idirako amzany fa milaza ny zava-misy aho fa sao be tati-bolana any ramaso,hiihihih
32. donemaskit
(
24/08/2004 21:21)
tonga dia mangalaha leisy a ! :lol:
nareo marina ve efa nahita porno gasy t@ internet ?
nareo marina ve efa nahita porno gasy t@ internet ?
33. felicia
(
03/04/2005 14:45)
raha hataony pour choix de vivre,samy manao izay tiany ny olona amin'ny fiainany,fa raha ataony fa tsy misy vola dia mampalahelo be...ny tsy fisiana mahazaka maniraka,izay angamba ny hitany hanarinana fiainana haingakaingana...aleo tsy mitsara maba tsy hotsaraina,isika rehetra samy manana ny probleme tsika,dia samy manana ny moralité sy ny ideal donc samy manana ny fomba famahana ny probleme...choix io!