anatra sy toro hevitra
1. lema
(
25/06/2004 07:07)
inona no anatra sy toro evitra ifanampiantsika mba isorohana ny ady lava sy korontana ao @ mpifankatia na tonkatrano ka mahatonga ny fisarahana.
novalian'i kitjo ny 10/07/2004 16:42
2. jhouhlambout
(
25/06/2004 07:57)
Mba isorohana izany rehetra izany dia ilaina ny fifandeferana sy ny fifampitokisana.
4. mabloo
(
25/06/2004 09:20)
fifampitokisana ary tena azo atokisana.
fifandeferana de tsy manararaotra.ekena!!
fifandeferana de tsy manararaotra.ekena!!
9. pitchou
(
25/06/2004 16:07)
mihaino ny ankilany fa tsy manao azy ho sary vongana fotsiny ao an-trano! ary mikatsaka lalandava izay hahafinaritra azy!
10. mcfy
(
25/06/2004 16:54)
Fandeferana+Fahendrena= Fandresena. Tsy midika nefa izany fa resy ny ankilany, plutôt hoe handresy sy hanana ny laka ny fifankatiavana ka hiliba ao an-tokan-trano.
Raha tsy izany dia resaka mivaralila fotsiny ka ho rava tsy ho ela
Raha tsy izany dia resaka mivaralila fotsiny ka ho rava tsy ho ela
11. ramoul
(
25/06/2004 20:50)
Fandeferana sy fifanajana, ra tsy mifanaja mantsy dia mety miteraka disa disa eo amin' ny mpifankatia.
12. methode
(
25/06/2004 22:12)
Raha ny fahafantarako azy dia fitsinjovana ny miaraka aminao no tena tsara. Fahaizana mijery izay ilainy sy mahasoa azy. Tsy miandry azy hangataka izay ilainy fa ianao no manao pas voalohany. Fitia mifamaly no mahatsara fihavanana. Fitia mifamaly koa no mampahàritra fitiavana.
13. olly
(
25/06/2004 23:28)
fifanankalozan-kvt am'ny lafiny rehetra+ compréhension(fifandeferana ?) + fifampitokisana
15. lema
(
26/06/2004 11:37)
nénay sy pitchou zao ao @ fitezana ny ankizy foana no mitranga ny olana.
de iza no tokony andefitra @ zany?
de iza no tokony andefitra @ zany?
16. pitchou
(
26/06/2004 16:11)
i lema kou! mba @ zavatra hafa zà no mandefitra (ra tsy trop le izy alou e!)
17. mabloo
(
28/06/2004 09:56)
marina daholo zany,ny an'i Methode no tena maharesy lahatra ahy!!fantaro ilay olo- tianao mba ahafahanao mitia azy araka zay ilainy aminao!!
fitia mifamaly no mahasambatra !!maro no ao anatin'ny atao hoe fitiavana : reo efa voalaza reo ny ankamaroany, de mahaiza mitia e!!
fitia mifamaly no mahasambatra !!maro no ao anatin'ny atao hoe fitiavana : reo efa voalaza reo ny ankamaroany, de mahaiza mitia e!!