anatra sy toro hevitra
22. hendry
(
30/06/2004 11:44)
Mpivady ve moa tsy hiady fa ny toro-hevitra ngamba dia mi-sensibiliser ny olona hoe tsy vahaolana ny fisarahana e! raha tsy hoe ngah dia efa tena tsy azo iainana ntsony mihitsy.
23. fijo
(
30/06/2004 20:13)
izany hoe ny vahaolana farany indrindra dia ny fisarahana fa hialao ihany aloha raha mbola mety.
26. lema
(
08/07/2004 14:56)
ka tsy fantatrareo ve le hoe ny olombelona tsy mety ho afa-po zany ny manana ariari te anana ariary roa ,ny manana ariary zato te hanana roan-jato,fa rehefa tsy hitanao fotsiny dé aza atao makarry ando e!
27. pitchou
(
08/07/2004 18:33)
ka eo no tapaka le fitokisana ko! tsy misy an'izany any ambadika tsy hisy ahafantatra izany!
28. fijo
(
09/07/2004 05:12)
ok lema sy ramaso.lasa kely letsy aho fa tano tsara ato ireo hevitsika ireo an.tohano mafy fa be mpanozongozona.ih,ih,ih
29. kitjo
(
09/07/2004 06:57)
ramaso> bravo an!!!!!!!!
hay elah ty efa olon-dehibe iany kooo,hiihihi
hay elah ty efa olon-dehibe iany kooo,hiihihi
30. pitchou
(
09/07/2004 17:48)
o ramaso! sao d le lasa niodina kosa no mitsoaka tsy te-hanome fahafaham-po ny ao an-trano?
31. kitjo
(
10/07/2004 16:42)
pitchou> d izay mahatonga ilay iray lasa ko aveo raha tsy omena...
cercle vicieux zany e....
cercle vicieux zany e....