anatra sy toro hevitra

1. lema ( 25/06/2004 07:07)
inona no anatra sy toro evitra ifanampiantsika mba isorohana ny ady lava sy korontana ao @ mpifankatia na tonkatrano ka mahatonga ny fisarahana.
novalian'i kitjo ny 10/07/2004 16:42
2. jhouhlambout ( 25/06/2004 07:57)
Mba isorohana izany rehetra izany dia ilaina ny fifandeferana sy ny fifampitokisana.
3. booboo ( 25/06/2004 08:48)
ekena tanteraka
4. mabloo ( 25/06/2004 09:20)
fifampitokisana ary tena azo atokisana.
fifandeferana de tsy manararaotra.ekena!!
5. poupounesana ( 25/06/2004 09:31)
fifampatokisana?mora ampitenenana fa sarotra b vao tanteraka!
6. mabloo ( 25/06/2004 10:39)
marin'zany
7. nyna ( 25/06/2004 10:58)
marina ahona! tsy mora sarotra ve ny mahatoky? misy antony ao zany
8. hendry ( 25/06/2004 14:44)
mifampihaino sy mifampino teny
9. pitchou ( 25/06/2004 16:07)
mihaino ny ankilany fa tsy manao azy ho sary vongana fotsiny ao an-trano! ary mikatsaka lalandava izay hahafinaritra azy!
10. mcfy ( 25/06/2004 16:54)
Fandeferana+Fahendrena= Fandresena. Tsy midika nefa izany fa resy ny ankilany, plutôt hoe handresy sy hanana ny laka ny fifankatiavana ka hiliba ao an-tokan-trano.
Raha tsy izany dia resaka mivaralila fotsiny ka ho rava tsy ho ela
11. ramoul ( 25/06/2004 20:50)
Fandeferana sy fifanajana, ra tsy mifanaja mantsy dia mety miteraka disa disa eo amin' ny mpifankatia.
12. methode ( 25/06/2004 22:12)
Raha ny fahafantarako azy dia fitsinjovana ny miaraka aminao no tena tsara. Fahaizana mijery izay ilainy sy mahasoa azy. Tsy miandry azy hangataka izay ilainy fa ianao no manao pas voalohany. Fitia mifamaly no mahatsara fihavanana. Fitia mifamaly koa no mampahàritra fitiavana.
13. olly ( 25/06/2004 23:28)
fifanankalozan-kvt am'ny lafiny rehetra+ compréhension(fifandeferana ?) + fifampitokisana
14. mumu ( 26/06/2004 08:34)
fifanajana ngamba ny base ny retraretra!!
15. lema ( 26/06/2004 11:37)
nénay sy pitchou zao ao @ fitezana ny ankizy foana no mitranga ny olana.
de iza no tokony andefitra @ zany?
16. pitchou ( 26/06/2004 16:11)
i lema kou! mba @ zavatra hafa zà no mandefitra (ra tsy trop le izy alou e!)
17. mabloo ( 28/06/2004 09:56)
marina daholo zany,ny an'i Methode no tena maharesy lahatra ahy!!fantaro ilay olo- tianao mba ahafahanao mitia azy araka zay ilainy aminao!!
fitia mifamaly no mahasambatra !!maro no ao anatin'ny atao hoe fitiavana : reo efa voalaza reo ny ankamaroany, de mahaiza mitia e!!
18. fijo ( 28/06/2004 22:25)
mifanaja sy mifandefitra angamba no fototra e.
19. poupounesana ( 29/06/2004 10:47)
tena zay mihitsy ry fijo! tohanako 100% ny hevitrao!
20. pitchou ( 29/06/2004 13:05)
fijo> tsy we eo imaso ihany fa na any ambadika aza an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2474