misandoka PS

1. fijo ( 23/06/2004 21:11)
nisy namana vao nilaza tamiko tato fa nisy fijo niditra tao amin'ny chat dia nila hady be.nisy namana efa nilaza tamiko koa fa nisy naka ny PSny.ka tiako ny milaza eto fa za tsy mbola nichat mihintsy ary mba tokony hasiana fanaraha maso izany fa mahakamo.
novalian'i bichette ny 29/06/2004 06:13
2. hery ( 24/06/2004 04:51)
Amin'izao fotoana izao dia tsy mbola misy fomba hiarovana tanteraka amin'izany zava-miseho izany. Ny hany azo atao angamba dia ny miditra @ Chat dia manao enregistrement-n'ny ps-nao mba ho fiarovana azy.
FA aza manahy fa fantatra ihany ny mpisandoka.

Hery
3. voninkazokely ( 24/06/2004 06:30)
4. six ( 24/06/2004 11:18)
zay mintsy fanao azy, enrergistrer-na e! mba manokana fotoana kely fotsiny miditra ao enregistrer na azy!!
5. kitjo ( 24/06/2004 14:05)
fa ngah tsy mety ra oe namana ihany vao afaka miditra?
6. ramoul ( 24/06/2004 20:31)
Zah koa dia efa tratra izay nahajo an' i fijo zay fa nataoko nahalala ny PS tsara dia tsy niverina intsony.
7. fijo ( 25/06/2004 00:29)
somary gaga aho nandre an'io satria tsy mbola tao mihintsy.ary tsy dia fanaoko ilay zavatra lazaina fa nataony ka nahakamo ahy ilay izy.
8. hery ( 25/06/2004 15:25)
Hevitra azo atao ilay manao enregistrement-n'ny pseudo. jereo ao amin'ny http://chat.serasera.org/?rub=pseudo dia mba miditra tsindraindray ao amin'ny chat satria 1 volana d'inactivité io dia maty.
9. methode ( 27/06/2004 15:59)
Ary tsy fantatro ilay hoe raha tsy miditra iray volana dia maty ny ps!! Ary hitako ny ps iray tsy nisy mot de passe intsony ko!! Hihihih
10. fijo ( 29/06/2004 00:22)
ka za moa tsy mpankany ka tsy dia nampaninona ahyilay izy raha tsy hoe ity izy nampiasaina hanompana sy hiadivana amin'olona.
11. bichette ( 29/06/2004 06:13)
marina io lazain'i methode io fa ny ps enregistrer rehefa tsy ampiasaina elaela dia maty !!!!! danzéré be mihitsy. Inona no azo atao Hery ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1702