manipulation
1. xxx
(
24/06/2004 13:59)
bdb ny ol mihaina ao anatiny manipulation na misy ol mi contrôle indirectement ny fiainany!
inn mety fiantraikany zany @ fiainany ho avy! bola anana fahatokisana ny tenany ihany v izy?ary iza sisa no ol afaka atokisany ra ny manondindina azy micontrôle sy manipule indirectement na directement ny fiainany??
inn mety fiantraikany zany @ fiainany ho avy! bola anana fahatokisana ny tenany ihany v izy?ary iza sisa no ol afaka atokisany ra ny manondindina azy micontrôle sy manipule indirectement na directement ny fiainany??
novalian'i fijo ny 29/06/2004 20:02
2. ramoul
(
24/06/2004 20:20)
Inona moa no tianao lazaina amin' ilay manipulation ry xxxxxx fa tsy azoko?
3. fijo
(
24/06/2004 22:03)
matoa aloha azo manipulena dia olona malemy saina.ka sarotra ny hoavy raha izay.
6. hendry
(
25/06/2004 14:46)
raha azo manipuler dia tsisy hazon-damosina ary tsy hanana ny mahaizy azy mihitsy, fa ilay hoe misy mi-contrôle ny fiainana hafa indray iny, ny contrôle tsy voatery ho ratsy foana.
7. xxx
(
25/06/2004 16:42)
raha ny tokony ho izy tsapa foana hoe misy zavatra hafahafa ao , anjaranao no mi-réagir !!! ary raha ny marina instinctif izany réaction izany satria raha olona fantatra fa hanitsaka anao tsy maintsy manohitra ianao.
8. xxx
(
25/06/2004 16:45)
fa raha tafavoaka tamin'izany toe-javatra izany ianao aloha dia efa traikefa ngezabe ho anao sy fandresena sy fanantenana ho an'ny ho avinao satria efa matanja-tsaina ianao! mahereza e!