manipulation

1. xxx ( 24/06/2004 13:59)
bdb ny ol mihaina ao anatiny manipulation na misy ol mi contrôle indirectement ny fiainany!
inn mety fiantraikany zany @ fiainany ho avy! bola anana fahatokisana ny tenany ihany v izy?ary iza sisa no ol afaka atokisany ra ny manondindina azy micontrôle sy manipule indirectement na directement ny fiainany??
répondu par fijo le 29/06/2004 20:02
2. ramoul ( 24/06/2004 20:20)
Inona moa no tianao lazaina amin' ilay manipulation ry xxxxxx fa tsy azoko?
3. fijo ( 24/06/2004 22:03)
matoa aloha azo manipulena dia olona malemy saina.ka sarotra ny hoavy raha izay.
4. jhouhlambout ( 25/06/2004 07:58)
Ny fiantraikany: ratsy
5. booboo ( 25/06/2004 08:48)
ié ratsy @ lafiny rehetra !
6. hendry ( 25/06/2004 14:46)
raha azo manipuler dia tsisy hazon-damosina ary tsy hanana ny mahaizy azy mihitsy, fa ilay hoe misy mi-contrôle ny fiainana hafa indray iny, ny contrôle tsy voatery ho ratsy foana.
7. xxx ( 25/06/2004 16:42)
raha ny tokony ho izy tsapa foana hoe misy zavatra hafahafa ao , anjaranao no mi-réagir !!! ary raha ny marina instinctif izany réaction izany satria raha olona fantatra fa hanitsaka anao tsy maintsy manohitra ianao.
8. xxx ( 25/06/2004 16:45)
fa raha tafavoaka tamin'izany toe-javatra izany ianao aloha dia efa traikefa ngezabe ho anao sy fandresena sy fanantenana ho an'ny ho avinao satria efa matanja-tsaina ianao! mahereza e!
9. fijo ( 28/06/2004 22:27)
reseo aloha ny tenanao dia ho hitanao fa hizotra ny hoavy.
10. fijo ( 29/06/2004 20:02)
ny tena ihany anie ry namana no sakana voalohany amin'izay hatao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2072