Tratry ny fety eh

1. tsilan ( 26/06/2004 02:44)
Arahabaina daholo tsy maty, tsy narary tsy narofy ka tratran'izao fety izao indray.
Dia mba ho soa ho antsika rehetra ny manaraka rehetra.
Dia ho firenena vanona sy tia taranaka no hanjaka amin'ny taona rehetra manaraka
Tsilan
novalian'i fijo ny 28/06/2004 23:18
2. kally ( 26/06/2004 07:25)
Dia samy ho tratry ny ho avy indray e!
3. mumu ( 26/06/2004 08:23)
Tratry ny fety dôly tsika retraretra e!!!
4. fijo ( 28/06/2004 23:18)
mirary fitohizana hatrany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7423