satria 26 juin ve???
1. kitjo
(
24/06/2004 15:10)
Asa na oe satria tonga ny 26 juin fa nisy eritreritra nandalo maromaro tato @ namana....
Famadihana( fivavahana...)
teny malagasy ( kolotsaina...)
Ny nahagaga ahy dia efa natory aho no nifoha andeha hametraka ilay lohahevitra Famadihana io.
Kanjo nisokatra ny takelaka ,ilay izy mitsy no lohahevitra vaovao teo.
D gaga fts aho...
Vao teo ndray, avy mamaky ilay forum aho d nisy eritreritra mandalo oe maninona moa ra mba asina hevitra iray oe itenenana teny gasy ranofotsiny.
Andeha hametraka ilay izy koa, io fa vao avy nataon'i mimich...
Eritreritra mandalo iny oe nanin ary fa na izany aza mahagaga!

novalian'i kitjo ny 02/07/2004 10:13
5. fijo
(
24/06/2004 23:28)
amin'ny manaraka ndry an,rehefa any ampandriana dia aza mifoha intsony fa alefaso ny heritreritra dia misy mamoaka ato.
dia bon nwi an.ih,ih,ih
dia bon nwi an.ih,ih,ih
16. fijo
(
01/07/2004 22:20)
mifanaraha aloha ianareo roa e.mimich sy ikaretsaka indray io an.sa bedy aho le?
17. mimich
(
02/07/2004 07:52)
humm!!!saro-piaro indray fijo fa miresaka izahay sy ikaretsaka! fijo a!resaka fotsiny re ny eto fa aza matahotra ianao e!
18. kitjo
(
02/07/2004 10:13)
hiihihhi
saropiaro njay fijo
aleo aloha ny ol hiresaka fa ikaretsaka ngamba efa nahazo ze notadiaviny ngamba d manome sopapa ko
afaka mitsikilo ko nge fijo e....
oay! fa in marina klou le tadiavina e?
saropiaro njay fijo
aleo aloha ny ol hiresaka fa ikaretsaka ngamba efa nahazo ze notadiaviny ngamba d manome sopapa ko
afaka mitsikilo ko nge fijo e....
oay! fa in marina klou le tadiavina e?