Hitendry gitara?

1. hery ( 16/06/2004 10:56)
Sendra hitako tamina site anakiray ireo notes-na gitara miaraka amin'ny feony izay mety hanampy an'ireo mpianatra gitara.
Misy kandidà mantsy ato dia aleo zaraina amin'ny hafa koa

http://www.guitarlibrary.it/htm_page/archive_fr1.htm

mazotoa mitendry
novalian'i lanto ny 31/07/2004 21:44
2. angie ( 16/06/2004 11:16)
mmhhh
3. voninkazokely ( 16/06/2004 13:04)
Misaotra tompoko!
4. fi ( 16/06/2004 13:53)
Ary everiko fa i Hery mihintsy koa ange no ampianatra e!
5. betty ( 16/06/2004 14:21)
fi : izy le mitendry :p
6. fijo ( 16/06/2004 21:42)
efa nanome kosa izy dia izay tia indray mba mihezaka e.
7. ds ( 17/06/2004 11:59)
Raha hitendry piano :

http://www.virtualsheetmusic.com/downloads/Free/DownloadFree.html
8. angie ( 17/06/2004 13:34)
marary be ny tanako nanao lay lesona voalohany. asa ny tohiny. hihihi
9. samoina ( 17/06/2004 13:40)
angie / mividiana an'ireny gitaran'ankizy ireny fa mivoaka tsara ihany koa ny feony no tsy de mandrera-tanana loatra !
10. angie ( 17/06/2004 13:44)
ka nihomehezan'ilay mpivarotra aho fa iny mhintsy no saika novidiako fa tsy fantatro akory hoe an'ankizy fa mba kely2 mori2na fotsiny.
ka lay mpampianatra kou va moa hanaiky an'iny eo.
11. samoina ( 17/06/2004 14:01)
Aza hasarotina ny fiainana ranona fa aza rahirahina ny fiomehezan'ny sasany a ! Io gitara kely io sady mora vidy no tsy mibahan-toerana loatra no môrimôrina voalazanao ! Mety tsara ho an'ny vô mianatsa Ny tonga ihany hono no arahabaina e !
12. mabloo ( 17/06/2004 16:37)
laingany zany fa refa mianatra de tonga le tena gitara vidiana de preference guitare classique !
13. fijo ( 17/06/2004 22:15)
o ry zareo an,le "SI bem" moa mifanaraka amin'ny inona amin'ilay lesona izao.izao mantsy dia miova ilay izy.lasa "A" "B" "C"sns ka tsy haiko intsony.
14. mabloo ( 18/06/2004 08:39)
A = La de araho amizay! B = Si,
Si b zany B b
15. hery ( 18/06/2004 08:39)
fijo> ato misy lesona maromaro

http://www.apprendrelaguitare.com/

Dia ity eto ambany ity ny dikan'ny A B C sns
http://www.apprendrelaguitare.com/notes.jpg

Mazotoa e
16. angie ( 18/06/2004 09:02)
ka ireo mihintsy no nomen'ilay mpampianatra anah ka dia aleo mba miara-mianatra daholo e.
17. fijo ( 21/06/2004 23:41)
misaotra ry hery an.
tena manahirana kely ilay izy satria ry zalahy taloha do,re mi no nianarany izao ianao mividy boky lasa a,b,c no hianaranao.
fa hitako ilay izy ka misaotra e.
18. angie ( 22/06/2004 07:36)
ka aza adino fotsiny ny saram-pianarana e.
19. fijo ( 22/06/2004 22:55)
eny ary e.amin'ny fidirana aloha e.
20. rtj ( 29/06/2004 09:36)
misy guitariste blues ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1432