Hitendry gitara?

21. fijo ( 29/06/2004 22:30)
rtj>za koa dia tena io no tiako fa mbola mianatra e.
22. rasege ( 06/07/2004 10:03)
Misaotra ny namana fa fantany tokoa fa ny namana mila an'izany !!
23. rasege ( 06/07/2004 10:20)
Hery ve mitendry koa ?
24. donemaskit ( 31/07/2004 11:39)
iza no tsy mitendry ? :roll:

mazoto zay mianatra e, milay bé io gitara io ! :wink:
25. mcfy ( 31/07/2004 21:38)
zay tsy mitendry fa milalao :lol:
26. lanto ( 31/07/2004 21:44)
toa tsy resa-gitara tsony izy ity ...ary ramaso io mody nitady maitresse nefa efa katraka be an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6129