Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo
(
08/06/2004 15:48)
Tandremo!!!!!!
Rehefa misotro rano @ can , boaty vy, d sasao aloha alohan hanokafana azy fa efa maromaro ny olona maty.
Satria rehefa eo ampitehirizana azy @ store d ipipizan' ny voalavo ary mivadika poizina be mih...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 11/06/2004 15:37
xxx
(
08/06/2004 10:14)
Sendra surprise...
Asa na eto no tokony hiresahana azy ity fa horesahiko ihany aloha... Misy bandy miresaka sipa virjiny moa tetsy ka izao no sendra ahy indray andro...
Niresaka izaho sy ilay sipa ary dia raikitra ny f...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2004 22:26
ari.malala
(
08/06/2004 09:53)
Sinusite
Miarahaba ny namana rehetra, inona kay ny fanafody mety hahasitrana sinusite ? aza miresaka ponction aloha fa efa in-3 aho no natao ponction ( 1990; 1992; 1998 angamba izyizay ) fa mbola marary be ary...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 09/06/2004 11:06
rrodin
(
08/06/2004 09:40)
DIA AHOANA IHANY EH!
Dia manohy ny diany hatrany ity Madagasikara ity. Toa mbola ankamantatra foana anefa hatramin’izao izay tena lalan-kizorantsika, fa na ny mpitondra aza toa tsy misy manoka-bava manome fanazavana. Ma...
tohiny
novalian'i rijah ny 10/06/2004 12:00
rrodin
(
08/06/2004 09:29)
DIA AHOANA EH!
Dia manohy ny diany hatrany ity Madagasikara ity. Toa mbola ankamantatra foana anefa hatramin’izao izay tena lalan-kizorantsika, fa na ny mpitondra aza toa tsy misy manoka-bava manome fanazavana. Ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:26
angie
(
08/06/2004 07:47)
hira mampitomany
asa ianareo raha mba mitomany indraindray reheffa maheno hira tianareo. za misy fotoana tsy afaka mihaino hira gasy mihintsy any an-trano fa mitomany be aho, malahelo na an' i neninay, na Dago tsotra ...
tohiny
novalian'i angie ny 16/06/2004 07:30
fijo
(
07/06/2004 21:22)
boky volamena
maro isika no ato,sy efa nandalo tato.samy manana ny heviny koa,koa maninona raha hasiana boky volamena eto hiraiketana izay mba vetso sy hevitry ny namana momba ity serasera ity e....
tohiny
novalian'i ramoul ny 09/06/2004 16:56
jhouhlambout
(
07/06/2004 15:34)
Inona ny miandry antsika ao aorian'ny Fahafatesana?
Ito misy valiny:
http://nde.ipfrance.net/index2.html
Dia ahoana ny fahitanao io valiny io?...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2004 17:47
solofohery
(
07/06/2004 13:20)
VeveStar
Ahoana no mba fahitanareo ny hiran'io bandy io...
tohiny
novalian'i ramoul ny 08/06/2004 13:50
kitjo
(
07/06/2004 09:50)
Euro 2004
iza ny anareo?
za oh misy fanantenana kely @ Espagne ....(group A misy an'i Portugal koa, sady hidemissionne hono SColari ra raraka i Portugal @ 1st round)
Fa ny anah aloha France fts no tsy tia...
tohiny
novalian'i kitjo ny 08/07/2004 12:37
fatou
(
07/06/2004 06:48)
blague kely ao@ jeremia 6:13
"satria izy rehetra,na ny kely(landivola) na ny lehibe(polisy sy maihlol), dia samy fatra-pila harena avokoa;na ny mpaminany(izy ireo) na ny mpisorona(richard A.) dia samy mamitaka avokoa"
azafady Ã...
tohiny
novalian'i hadasy ny 19/07/2004 06:28
hery
(
06/06/2004 09:55)
Ireo namana efa mama
mba ataovy ato hoe ny lisitra?
Dia bonne fête daholo.
...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/06/2004 16:39
hery
(
05/06/2004 19:58)
Hira ho an'i Neny
Ny Radio VazoGasy dia manana hira vitsivitsy ho an'i Neny.
http://serasera.myftp.org/playlist.cgi?psearch=neny ny lisitra
Dia miarahaba ny reny rehetra e....
tohiny
novalian'i rurik ny 29/05/2005 11:46
nikopol
(
05/06/2004 16:20)
Lalao mahifinaritra
Inona avy no fiantso fantatrareo hiantsoana ny reny (teny paritra, teny vahiny, teny fiantsoana andavanandro, tenim-pitia....)?
Ny ahy : Mama ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/07/2004 04:09
ravatorano
(
05/06/2004 12:32)
Inn no tena nanamarika anao teo amin ny fiainanao ny fahaazana v? ny fahatanorana vao nanomboka
....ny fahatanorana nahalala ny vavy sy lahy , ny fianarana primaire ,secondaire ,universitaire,
teo amin ny fanambadiana sns............
tohiny
novalian'i mimich ny 02/07/2004 07:45
ravatorano
(
05/06/2004 11:51)
fetin ny reny
Faly miarahaba anareo rehetra namana reny tsy ankanavaka ato amin ity namana.serasera ity tratry izao fetin ny reny izao.
Ho lava andro iainana anie ianareo , hijoro hatrany ho reny mahatoky , mahav...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2004 23:12
xxx
(
05/06/2004 11:21)
Asa fikarohana
Recherche Post Doctorale na PhD:
http://www.uni-tuebingen.de/zag/seiten/jobs.html ny mombamomba azy dia mirary soa ho anareo.
Mila fanazavana fanampiny? Raisina an-tanandroa ny fanontanianao.
...
tohiny
novalian'i ramoul ny 14/06/2004 20:10
joda
(
05/06/2004 05:43)
ity ary ny site vaovao ahitana ilay izy
http://gasy-en-string.skyblog.com
dia gasy ve no fijerinareo an'izy io
jereo haingana sao fafany...
tohiny
novalian'i mcfy ny 02/07/2004 10:55
tsilan
(
04/06/2004 17:55)
Fanambarana
Samia manambara izay fanambarana tiany ambara eto.
Eto mantsy tsy mampangovitra ny milaza azy eto eh...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2004 22:14
saho
(
04/06/2004 17:07)
Mafia malagasy
O! Ry zareo
angaha tsy loza fa misy mafia manaraorao-paty manotrona ny fandevenana miaraka @ tompon'ny fahoriana dia mangalatra radio auto sy automobile. Ny fahitany ny misy fahoriana hono dia any @ ...
tohiny
novalian'i sobika ny 20/07/2004 11:47
