boky volamena

1. fijo ( 07/06/2004 21:22)
maro isika no ato,sy efa nandalo tato.samy manana ny heviny koa,koa maninona raha hasiana boky volamena eto hiraiketana izay mba vetso sy hevitry ny namana momba ity serasera ity e.
novalian'i ramoul ny 09/06/2004 16:56
2. hery ( 07/06/2004 23:43)
Misy io kah :)
Jereo eo amin'ny bokim-bahiny.
Ok vao napetraka teo io... fa mieritreritra aho hoe tokony hisy bokim-bahiny ho an'ny site rehefa ve sa anakiray ihany no itambarana?

http://namana.serasera.org/index.php?rub=gbook mantsy efa misy

http://lisitra.serasera.org/index.php?rub=gbook koa fa mbola misy
3. fijo ( 08/06/2004 04:50)
ok,azafady fa tsy hitako io,raha ny hevitro io dia ampy fa tokony hasiana fampahalalana fotsiny fa tsy hita loatra ilay izy satria variana mampiady karajia ary ny vahoaka.
4. ramoul ( 09/06/2004 16:56)
hihihi tsara ny mampiady karajia fa mba jereo ihany koa ny manodidina ry fijo a! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089