Faly miarahaba anareo rehetra namana reny tsy ankanavaka ato amin ity namana.serasera ity tratry izao fetin ny reny izao.
Ho lava andro iainana anie ianareo , hijoro hatrany ho reny mahatoky , mahavonjy , aina ho an ny tokatrano,ho fihantan ny zanaka ary ho reny reherehan ny tokatrano sy ny fiaraha monina tokoa.
Ampitiavana be !
dé zà koa miombo-kevitra @ ravatoranao sy kitjo a, dé tsy adinoko koa izay ho reny rehetra atsy ho atsy, na ny efa reny fa tsy eo intsony ilay silaky ny aina