Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
voninkazokely ( 28/05/2004 20:09)
Neny ô! Neny ô!
Efa ho avy izao ny fetin'ny reny ka ianareo izay mba mahalala ny tohin'ity tononkira ity dia iangaviako mba hanohy azafady! Neny ô Neny ô Ianao no fianako Aza hilaozanao Ny foko tianao ........ tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 22:18
ikaretsaka ( 28/05/2004 19:14)
Tao Roma tao
Tamin'ny andon'i Michaelangelo (michel ane) nandoko ny plafonds an'ny ny bazilika tao Roma dia teo ampandokoana izy no isy ramatoa efa antitra be nivavaka sady mikimpy no nanao saple. Mba te higaf... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/06/2004 18:02
joda ( 28/05/2004 16:10)
http://gasytiastring.skyblog.com
gasy ve ny fijerinareo an'io sipa io..... tohiny
nikopol ( 28/05/2004 15:02)
Fety des mères : afera-na lames
Dokam-barotra : "Ho an'ireo namana te hanome gadoa amin'izao fahantongavan'ny fetin'ny reny tsy ho ela izao, dia ilazana ianareo fa misy lames razoara (marika gilletes) hamidy amin'ny vidiny mirary... tohiny
novalian'i nikopol ny 24/06/2004 13:15
rindranavalona ( 28/05/2004 14:33)
Mino ve ianao fa ... ?
Mino ve ianao fa misy hery hafa ( hery tsy voazavan'ny mpanao siansa) eto amin'ity tany ity? - Raha mino ianao dia hery avy aiza e? : Andriamanitra sa Devoly ...? - Ary raha tsy mino ahoana ny fana... tohiny
novalian'i soratra ny 10/07/2004 15:00
samoina ( 28/05/2004 14:32)
Resaka otages
Ahôna indray izany resaka solombavambahoaka nataon'ny reservista otages izany ry namana any an-toerana ? Toa lasa lamaody indray ity fakàna otages ity e!... tohiny
novalian'i kitjo ny 02/06/2004 11:12
tipet ( 28/05/2004 13:25)
partitions
Maninona moa raha fanampin'ny tononkira efa misy, asiana takelaka iray andefasana tononkira miaraka amin'ny naotiny ho an'ireo tia mozika rehetra.... tohiny
novalian'i sakaiza ny 10/08/2004 06:56
nyna ( 28/05/2004 11:42)
ny fitsanganana @ maty
zaho an! mba manana culture ary mino an'Andriamanitra! fa mba misy zavatra tsy matiko lolo! tafaresaka t@na olona aho, hoe rehefa mitsangana @ maty hono dia lasa "velona nofo aman-dra indray, ny mat... tohiny
novalian'i nyna ny 29/07/2004 12:49
jhouhlambout ( 28/05/2004 11:12)
http://www.dialogus2.org/
J’ai pensé vous inviter à vous rendre sur ce site historique où vous pourrez entrer en contact avec des personnalités comme Zola ou Socrate pour n’en citer que deux. Vous avez bien lu car, ... tohiny
novalian'i lorra ny 10/11/2005 12:37
nyna ( 28/05/2004 10:17)
Nandeha Choralie ve nareo?
Moa ve mba misy mandeha choralie isika Namana ato @ serasera? za ohatra tany! Lazao raha misy tsy mahalala ny atao hoe Choralie!!... tohiny
novalian'i chipie1 ny 14/06/2004 15:11
hery666 ( 28/05/2004 09:25)
lisy : ricky
ze mba afaka mandefa an'iny tononkiran'i ricky iny azafady mba alefao fa tena ilaiko B mihitsy... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2004 23:48
bokona ( 28/05/2004 09:15)
MP3 academy
Toa tena mampa lent be ny connexion ilay MP3 academy misokatra ho azy iny. Sady indraindray mi plante ny ordi... tohiny
novalian'i unik ny 09/06/2004 21:15
hendry ( 28/05/2004 07:08)
ny tokony hatao
Tsy dia mba misy taranja loatra ianarana ny fihetsika sy ny tokony atao rehefa ankavoriana na imason´olona. Ohatra: rehefa @ reny cocktail reny hono dia ny tanana havia foana no tokony hitazona ny ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 03:31
nala ( 27/05/2004 17:09)
Miss Malaika
Tokony ho niomana tsara rakalakely nisolo tena ny gasy tamin'ny fanontaniana fa efa hoe izay ny thème. tsara aloha fa tafakatra e anisan'ny fahadimy e... tohiny
tsilan ( 27/05/2004 14:49)
mivavaha mafy mba handresy isika, dia aoka hiasa ihany koa
mivavaha mafy mba handresy isika, dia aoka hiasa ihany koa ho fiavotana ity tanintsika ity. Hafatra kely fotsiny... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2004 00:02
tsilan ( 27/05/2004 14:46)
Ho anay Malagasy
Ho anay Malagasy, dia ny olona no ambony ary ny izaho sy rahavana aloha vao ny omby sy ny akoho. Saingy Malagasy izany, ary Gasy fijery. Ny vahiny raha tonga any Madagasikara dia tsy te-hahalala iza... tohiny
novalian'i tsilan ny 02/06/2004 15:37
ravatorano ( 27/05/2004 14:18)
landivola hanao conference de presse
Araky ny voalazan ny gazety tribune nivoaka anio 27 Mai ao amin ny takeleka faha 11 dia hanao conference de presse i Landivola , ary izy irery tsisy mpanotrona fa dia izy ihany izany no hitarika io fi... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 22:20
kitjo ( 27/05/2004 01:40)
Dago sy ny informel
Aona ty sektera informel mahazo vahana b ao amintsika ity? IO ko ngamba anisan'ny tsy mampazoto ny olona mampiasa vola sa aona ozy nareo? aiza ve ka rehefa hividy entana enao d eny @ sisiny foana,... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 22:43
arena ( 26/05/2004 18:34)
Rija Rasolondraibe
mahafinaritra ny hiran' ny Rija an ! na taloha na izao dia tena tsara be daholo e ! ... tohiny
novalian'i johns ny 02/10/2004 09:42
raozykely ( 26/05/2004 16:42)
"trop bon trop con"
ahoana ry reto ny eritreritrareo momba ity dicton ity.... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.838