MP3 academy

1. bokona ( 28/05/2004 09:15)
Toa tena mampa lent be ny connexion ilay MP3 academy misokatra ho azy iny. Sady indraindray mi plante ny ordi
novalian'i unik ny 09/06/2004 21:15
2. samoina ( 28/05/2004 09:21)
Iny ve no mahatonga ny ordi mitohana e ? Tena laginina mintsy za zao maraina izao fa meda velona le izy !
3. angie ( 28/05/2004 10:34)
andraso fa teneniko i hery
4. cathy ( 28/05/2004 14:18)
Heveriko fa zaho irery no voaelingelin´iny, ny ordi ampiasaiko efa antitra be mbola ampian´ilay mp3 academy koa dia matetika mi coince tanteraka. Soa dia mba misy vahaolana marina ry Hery?
5. hery ( 31/05/2004 11:01)
Misaotra daholo.

Ireo pub vitsivitsy ireo no mba fidiram-bolan'ny serasera.org raha ny tokony ho izy dia miseho indray mandeha ihany iny fenêtre iny.
Efa nanana eritreritra hanala an'io aho rehefa ampiampy ny vola handoavana hofantrano amin'ny taona manaraka (efa kelikely ihany sisa).
Raha ohatra ka ara-dalàna ihany koa ny dokambarotra vitsivitsy dia mety ho esorina tanteraka io mandra-paha.
Misaotra betsaka e.
6. unik ( 09/06/2004 21:15)
vakio fotsiny lé pub fa aza kitikitihana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2395