http://gasytiastring.skyblog.com

1. joda ( 28/05/2004 16:10)
gasy ve ny fijerinareo an'io sipa io..
2. ramoul ( 28/05/2004 16:21)
Aiza zany sipa zany fa tsy hitako ô!
Ra itako de noteneniko hoe gasy na tsy fa zah tsy mahita.
3. voninkazokely ( 28/05/2004 19:33)
Ny sipa gasy tsy bloqué aloha mety ho tia string ihany é
4. yonikafopl ( 29/05/2004 00:55)
hi hi hi hi za aloha tia e! tsy manelingelina iny kou, nefa za gasy
5. joda ( 29/05/2004 06:10)
lancéo io site io fa mi existe
http://gasytiastring.skyblog.com

izay e..
6. xxx ( 29/05/2004 19:38)
tsy mandeha zany site zany k'lé
7. jhouhlambout ( 31/05/2004 16:47)
NOT FOUND hono lé page é!!
8. fijo ( 31/05/2004 22:49)
resake io ry zalahy fa natao hanariana dia antsika fotsiny an.
9. angie ( 01/06/2004 10:24)
inona indray ity ry Joda?? efa tena tsy misy atao mihintsy toi ka.
10. joda ( 01/06/2004 18:30)
an an an tsy mampiresaka aho fa tena nandeha izy io fa mety misy probléme angamba
mi signalé anareo ihany aho rehefa mandeha .desolé raha nandiso fanantenana anareo fa tena nisy io site io ka..
11. fijo ( 01/06/2004 20:56)
hay ialahy manokatra site hafahafa any an.tandremo fa sao dia voasambotra fa efa mailo anie izao ny fanja e.
12. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:53)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534