Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo ( 18/05/2004 08:27)
fivarotan-tena: 300ariary???
Mampalahelo!!!!!!!! mba vakio ange e,sady any an-tanana http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21359&r=11&d=2004-05-18... tohiny
novalian'i chipie1 ny 30/05/2005 19:39
fatsoraly ( 18/05/2004 07:42)
Top University
Iza kay no mahay teny allemà afaka mandika an'ito? http://www.stern.de/campus-karriere/uni/index.html?id=522640&q=tübingen Ho anareo izay nianatra tany, marina tokoa ve ny voalaza ao? Mba andeha... tohiny
novalian'i ramaso ny 07/06/2004 03:07
xxx ( 18/05/2004 06:56)
harcèlements moral
ahoana indray ry zareo no fomba fahitanareo an'io amin'ny fiainanao na ny fiaraha-moninao andavanandro?inona no toerana tokony horaisin'ny voasedra amin'ireny cas ireny,satria mantsy rehefa tsy tafari... tohiny
novalian'i booboo ny 06/06/2004 13:36
xxx ( 18/05/2004 05:34)
Mila torohevitra
Miarahaba an-tsika rehetra, Mba toroy hevitra aho r'ireto fa misy zavatra manahirana ny saiko â! T@ mbola ankizy dia nisy ankizilahy izay, tena hitako mintsy fa tara b tamiko izy (izaho izay manor... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 21:18
lema ( 17/05/2004 19:17)
afa ihany ialy voalohany
ahona ny fandraisanareo zany premier amour nareo zany tsy maintsy ho tinareo be v le izy sa tsy ho dinonareo fotsiny,misy mantsy izy reny vita par accidents... tohiny
novalian'i booboo ny 14/08/2004 10:00
nykanto ( 17/05/2004 15:17)
fikambanana
Faly maiarahaba antsika, Diso toeran izy ity ka adikako fanindroany indray eto : Tiako hampidirina ity lohateny ity eto, ary inoako fa manana ny lanjany koa eo amin'ny sehatry ny kolontsaina malaga... tohiny
novalian'i toetra ny 30/08/2004 13:57
olly ( 17/05/2004 14:26)
inona ndray ary ny mahasorena anareo indrindra é?
tao ambanimbany tao nisy hoe "inona no mba mahafinaritra anareo indrindra" ,fa zao indray: inona ary no mahakizitina na mahasorena anareo indrindra é? ny ahy zao le manasatsaraka an'le fil-ny ordi/t... tohiny
novalian'i booboo ny 01/07/2004 07:53
olly ( 17/05/2004 12:49)
andao himé é!
hihihihihihihihihihihihihihihihihihihihi... tohiny
novalian'i unik ny 21/06/2004 21:25
nykanto ( 17/05/2004 12:33)
poeta
Tiako hampidirina ity lohateny ity eto, ary inoako fa manana ny lanjany koa eo amin'ny sehatry ny kolontsaina malagasy, izaho dia mpianatra ho mpikaroka malagasy aty ampita, sady manoratra ihany koa a... tohiny
novalian'i nykanto ny 25/06/2004 12:22
ravatorano ( 17/05/2004 06:31)
Inona no ataon 'ny fanjakana amin izao toe-javatra misy eto amitsika izao :fitokonana atsy,fiakarana vidin entana tsy era'ny aina aroa ?
MitokoSECES,ny Magistrat eto Tanà ary dia tsy manao service minimum izy ireo amizany fa dia tena mihevitra ny hanafoana ny birao mihitsy.Ny minisitry ny fitsarana anaefa dida nilaza fa manan mauvaise... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2004 00:03
samoina ( 16/05/2004 20:07)
Ikalamahay sy Badolà
Fanadinana baccalauréat. Taranja "malagasy" am-bava ( Oral). Samy avy nahavita ny azy Ikalamahay sy Badolà no indro tafaresaka: - Faly be aho fa " Ny Havana Ramanantoanina "no azoko. Tiako be mihi... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:11
xxx ( 16/05/2004 17:46)
Fanambadiana
Inona avy kay ny lalàna momba an'izy io . Nisy niteny hoe misy lalàna miaro ny vhv gasy zay miaramipetraka amy vazah aty dago hoe rehefa plus de six mois dia raha misaraka dia ohatran'ny droit ana... tohiny
novalian'i xxx ny 03/01/2005 17:44
xxx ( 16/05/2004 12:08)
fihaonana any gruissan
ohatran'ny isa-taona dia ho avy ndray ny fihaonana any gruissan @ week-end ny pentecote dia mba tongava maro sady mba occasion hihaona-tsika rehetra aty lavitra aty e , zay matsiaro an'i gasikara... tohiny
novalian'i oully ny 16/05/2004 16:22
kitjo ( 16/05/2004 09:22)
Resaka momba an Madagasikara
Manana interview amina gazety ray lehibe eto Singapour aho hilazalaza momba an'i Madagasikara @ alakamisy D mba mangataka hevitra avy amintsika oe inona sy inona daholo ny tokony resahina Mba ma... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2004 22:05
sipagasy ( 16/05/2004 08:07)
sary tao @ paris match
Mba tena gasy ve ry reto ilay sipakely ao @ paris match io?? (parution du 13/05 au 19/05/2004) Domoina Ranoro izany hono ny anarany!... tohiny
novalian'i kitjo ny 23/07/2004 15:57
booboo ( 15/05/2004 18:31)
inona ny biby ....
inona ny biby tianareo ka tianareo hanana koa ny toetrany ? Ny ahy sokatra no tiako indrindra dé mba te hanana ilay fahatoniana ohatra an'azy koa zà na misy inona na misy inona. ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 22:00
ravorondolo ( 15/05/2004 13:11)
resabehivavy?
oay le ,hay de misy resaka natao hoan ny vahivavy fotsiny indray eto .de inona zao no mba resahanareo andriambavilanitra ato ,mmm toa hilay ihany ty forum ty raha izao le .... tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2004 14:34
joda ( 15/05/2004 09:54)
hevitrareo momba ny amour entre
cousin et cousine... tohiny
novalian'i surf ny 28/08/2004 05:43
poupounesana ( 15/05/2004 08:24)
bandy akama sy anabavy
inn no mahatonga ny bandy tsy mamela ny namany hiaraka @ anabaviny?... tohiny
fatsoraly ( 15/05/2004 06:56)
ny kapitalisma @ endriny maro
Kapitalisma nenti-paharazana: ---------------------------- Manana omby vavy 2 ianao. Amidinao ny iray dia mividy ombalahy iray hafa. Mitombo ny ombinao, ary mivoatra ny toe-karena. Kapitalisma... tohiny
novalian'i kitjo ny 27/05/2004 01:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.34