resabehivavy?
1. ravorondolo
(
15/05/2004 13:11)
oay le ,hay de misy resaka natao hoan ny vahivavy fotsiny indray eto .de inona zao no mba resahanareo andriambavilanitra ato ,mmm toa hilay ihany ty forum ty raha izao le .
novalian'i xxx ny 10/07/2004 14:34
2. yonikafopl
(
16/05/2004 19:58)
hi hi hi ravorondolo, tsara ilay forum ka ary dia manomboha ary manaraka ilay izy e
4. iraivo
(
17/05/2004 12:24)
ary toa lhl no betsaka maka toera ato, sa diso aho ???
Sa mihaino tsiambaratelo fotsiny anareo. Hangina aho ary tsy iteny raha mbola mihaino ianareo oooooooooo :)
Sa mihaino tsiambaratelo fotsiny anareo. Hangina aho ary tsy iteny raha mbola mihaino ianareo oooooooooo :)
6. ravorondolo
(
18/05/2004 08:32)
enareo vevavy ve mba miresaka vetaveta ohatr ireo lehilahy ary amin ny resadehilahy ary ?
raha toa ka tsia mantsy de aleoko tsy mihaino ny resakareo intsony .
sex ihany ny ahy no favori.
raha toa ka tsia mantsy de aleoko tsy mihaino ny resakareo intsony .
sex ihany ny ahy no favori.
11. yonikafopl
(
20/05/2004 01:14)
izay zavatra hiainana tsy misy vetaveta fa ilay saina indraindray no vetaveta
15. angie
(
21/05/2004 08:24)
Aleo hilamina eeee tsy misy olana zany ato na vetaveta na inona lazainareo fa ny fiteny no mba lanjalanjao zany oue tsy asiana teny tsy maontina toy ny opa reny, razana..., jereo ny diksionairntsika raha misy tianareo lazaina: conscience, respect, amitiƩ...
Zay no mbola mampiavaka antsika eto @ ireo forum hafa. Sady ny eto ange ny tanjona dia ny ho mpinamana e ka noho izany dia misy ny fifanajana.
Zay no mbola mampiavaka antsika eto @ ireo forum hafa. Sady ny eto ange ny tanjona dia ny ho mpinamana e ka noho izany dia misy ny fifanajana.
17. mumu
(
26/05/2004 07:42)
fijo inona ilay suite???
ps: ny soratro ery ambony ery de hoe fiainana no resaka ato fa tsy zavatra hafa an!!!
ps: ny soratro ery ambony ery de hoe fiainana no resaka ato fa tsy zavatra hafa an!!!