resabehivavy?

1. ravorondolo ( 15/05/2004 13:11)
oay le ,hay de misy resaka natao hoan ny vahivavy fotsiny indray eto .de inona zao no mba resahanareo andriambavilanitra ato ,mmm toa hilay ihany ty forum ty raha izao le .
novalian'i xxx ny 10/07/2004 14:34
2. yonikafopl ( 16/05/2004 19:58)
hi hi hi ravorondolo, tsara ilay forum ka ary dia manomboha ary manaraka ilay izy e
3. mumu ( 17/05/2004 07:13)
ravorondolo de misy ho an'ny lahy kou!!
4. iraivo ( 17/05/2004 12:24)
ary toa lhl no betsaka maka toera ato, sa diso aho ???
Sa mihaino tsiambaratelo fotsiny anareo. Hangina aho ary tsy iteny raha mbola mihaino ianareo oooooooooo :)
5. fijo ( 17/05/2004 22:48)
ka nareo tsy hanao ko tsy hoataonay.
6. ravorondolo ( 18/05/2004 08:32)
enareo vevavy ve mba miresaka vetaveta ohatr ireo lehilahy ary amin ny resadehilahy ary ?
raha toa ka tsia mantsy de aleoko tsy mihaino ny resakareo intsony .
sex ihany ny ahy no favori.
7. mumu ( 18/05/2004 08:50)
ravorondolo : tsy misy resaka vetaveta ato fa resaka fiainana!!
8. fijo ( 18/05/2004 23:25)
fiainam betaveta ny ato ry vorondolo an.
9. chipie1 ( 19/05/2004 08:13)
fijo irery ngamba no efa naita fiainambetaveta tato!!
10. fijo ( 19/05/2004 20:20)
ka mumu milaza hoe vetaveta sy fiainana ko,dia mba natambatro.
11. yonikafopl ( 20/05/2004 01:14)
izay zavatra hiainana tsy misy vetaveta fa ilay saina indraindray no vetaveta
12. pitchou ( 20/05/2004 06:18)
ravorondolo ko mody vorondolo fotsiny!
13. fijo ( 21/05/2004 00:12)
nefa vorontsiloza ve ry pichou
14. chipie1 ( 21/05/2004 07:47)
hihihi, lasa resa-borona ndray !!
15. angie ( 21/05/2004 08:24)
Aleo hilamina eeee tsy misy olana zany ato na vetaveta na inona lazainareo fa ny fiteny no mba lanjalanjao zany oue tsy asiana teny tsy maontina toy ny opa reny, razana..., jereo ny diksionairntsika raha misy tianareo lazaina: conscience, respect, amitiƩ...
Zay no mbola mampiavaka antsika eto @ ireo forum hafa. Sady ny eto ange ny tanjona dia ny ho mpinamana e ka noho izany dia misy ny fifanajana.
16. fijo ( 26/05/2004 04:46)
eny wa ry angie,mpinamana aloha e,avy eo koa la suite.
17. mumu ( 26/05/2004 07:42)
fijo inona ilay suite???
ps: ny soratro ery ambony ery de hoe fiainana no resaka ato fa tsy zavatra hafa an!!!
18. fijo ( 26/05/2004 21:42)
araka ny maha suite azy dia avy eo vao hita fa tsy azo vinavinaina
19. mumu ( 26/05/2004 21:50)
fijo raovina ary ilay suite fa aza mampifilafila eo e!!
20. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:42)
:o[
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2025