fivarotan-tena: 300ariary???

1. kitjo ( 18/05/2004 08:27)
Mampalahelo!!!!!!!!
mba vakio ange e,sady any an-tanana

http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21359&r=11&d=2004-05-18
novalian'i chipie1 ny 30/05/2005 19:39
2. fatsoraly ( 18/05/2004 10:22)
Fa raha tsy 300 ariary v d tsy mampalahelo?
3. mumu ( 18/05/2004 10:31)
ilay fivarontan-tena mintsy angamba no mampalahelo fa tsy ilay vidiny!!
4. ravatorano ( 18/05/2004 11:53)
any antanana marina izany rakitjo !
Misy an io dhl rehefa faritra satria io hono no asa tranainy injinja.
Ny voalazan i mumu sy fatsoraly no marina.Ilay asa mihitsy no mampanaelo .Mba inn kosa no ataon ny fiarahamonina momba an ireny olona mivarotena ireny.Misy te hanana asa mafy nefa eo ny faripahaizana ,.Ny hakamoana ho an ny sasany fa variana "mirevy"sy milomano ao anatin ny rendrarendra
Iza ianareo no nahita ilay fandaharana tao amin ny rta nitondra ny lohateny hoe dossiers maloto.Ho an izay tsy naharaka dia lazaiko amin ny ambangovangony fotsiny ilay tantara.
Misy bandy maka mpivarotena dia entin dry zalah any amin ny chambre dia omeny vola tsara izao.Indrisy anefa fa tao antsirabe ihany io dia gaga le mpivaro tena fa mivoaka any amin ny film le revy natao.Izany hoe mba tsy hanaramana olona hanao cinema porno dia mpivaro tena tsy mahalala ny fisian ny camera caché indray no ampanaovina izany.Amizao fotoana izao dia nametraka fitoriana ireo mpivarotena satria arak ilay fanadihadiana dia tsy nahalala mihitsy ry zareo hoe alaina sary na milalao sarimihetsika.
Ho an ny mpivazivazy dia hoy ry zareo hoe ''mitaky ny droit d 'auteur kosa ry zareo e''.
5. ari.malala ( 18/05/2004 12:30)
Marina aloha fa misy ny te hiasa mafy nefa ao koa ireo te hahazo vola @ moramora fotsiny! mampalahelo aloha fa toa tsy misy ataon'ny fiaraha monina hanampiana azy ireny akory! izy ireo aza voahilika!
6. samoina ( 18/05/2004 12:34)
Nahita "mpivarotra malagasy"izahay
taty lafrantsa taty de nataonay hoe: " mandray vola gasy ve ô !" Hatr@ izay izy tsy hita intsony fa na niova toerana na mba efa niova asa !!
7. joda ( 18/05/2004 15:11)
any bira io raha tsy diso aho
8. yonikafopl ( 18/05/2004 21:07)
tena misy io mpivarotr'entana io daholo na aiza na aiza ka, tena mampalahelo mihintsy fa sady manala-baraka ny maha vehivavy no manala baraka ny mpiray tanindrazana, ho antsika aty ivelany izany, ny asa misy fa ny sasany no tsy te hisasatra fa sady mahazo vola hono ny fahafinaretana azo dain!
9. yonikafopl ( 18/05/2004 22:31)
fa izy io koa anie raha tsy misy mpividy tsy misy ny mpivarotra e! izany hoe tsy an'ny vehivavy irery ny fopl fa ny roa tonta.
10. chipie1 ( 19/05/2004 08:28)
eeeee!
11. six ( 19/05/2004 09:00)
tantara be mintsy! fa le vidiny marina klou ts mampalahelo e! le izy mintsy
12. ari.malala ( 19/05/2004 14:34)
Marina io an'i yonikafopl io, misy mintsy ny tsy te hisasatra fa te hahazo vola moramora fotsiny! Maharikoriko alo ê!
Ary toa efa nandeha t@ fandaharana vavolombelona ao @ TVplus omaly talata anie hono ny Mpivarotena ê!
13. nati ( 19/05/2004 23:27)
tsy ny vehivavy irery no mivarotena fa ny lehilahy koa,ary efa mihamaro aza izany @ zao fotoana izao koa nahoana no ny vhvavy ihany no asian-teny?marina ny voalazan'ny namana eo ambony hoe raha tsy misy ny mpividy ,tsy misy ny mpivarotra
14. tsilan ( 20/05/2004 01:37)
Io no antsoina hoe Genre et Developpement durable, hoy ny PNUD sy ny WB ary ny IMF
15. kitjo ( 24/05/2004 11:10)
Tsy le vidiny no lazaiko oe mampalahelo fa le izy fts, fa nahagaga ahy fts le oe 300 ariary oe 300 v d anaovana anzany koa?

azafady ra tsy nety le nanoratako azy e

Ny mampalahelo moa d ao Bira ao misy namako zay mpivady mbola kely ny zanany d le bandy mitsy no mampirisika le sipa hivarotra,. Isak alakamisy hariva miala ao Bira mitety boite ao Tana d mody mitondra vola rehefa latsinainy maraina.

D ny tena mahasorena rehefa kely ny vola d mahazo daroka be le sipa eo imason'ilay zaza....

Le oe ra tsy misy ny mpividy...>> marina koa io, ho an le nosokajian zareo ho ambony2 , raha ny ao Bira, d oh le voalazan Andriambelo ary @ lohahevitra iary ary fa tena reo karana ireo aloha no mpividy ny sipakely ao e,

vhv/lhl....> ao amitsika no tsy fatako fa aty re d misy agence mitsy mikaarkara lhl ndray, ary d misy lhl koa milahatra oh vhv,
aza hitako, enga anie tsy hisy anzany
16. ikaretsaka ( 24/05/2004 15:38)
io ilay materialista.. te ho sexy girl hozizy i samoela izay hoe raha any @ karana ny vola de raha tsy karana tsy midola... mahonena e
17. samoina ( 24/05/2004 21:25)
kitjo/ tsy namana intsony izany any Bira izany fa tena proxenete ka tokony toriana. Sady manakarama lery no midaroka no mandroaka ny vola no manasaraka reny sy zaza 4 jours/7 . Tsy azo ekena k'le !
18. ikaretsaka ( 25/05/2004 00:10)
ary misy ny proxenette any @ tanana kay an
19. kitjo ( 25/05/2004 16:54)
Oadray
bdb ao, iza no tsy mahalala azy roa kely zay>?
misy RAR ko aza ao manera ny zanany sy mamporisika mihitsy

Tadidiko mitsy sipakley zay mbola zandriko lavitra be, 3e najanon RAR nibosy fa nalefa tany Ilakaka t@ tany vao nisokatra reny ,
SAtria bdb ny sipakelin Tana nankany nikil t@ thailandais sy sri lankais d nisy maro2 koa avy ao Bira aveo

ZAy sipakely zay any zao efa niteraka d nefa le rangahy lasa nody any @ vady aman-janany d andefasany vola fts hono d nametrahany tobil mercedes iray,
Grave k!
20. ravatorano ( 28/05/2004 09:20)
de nisy ny nahita zavatra klah !
ari.malala>nadeha tamin ny tv plus misy raha la terre tokoa ilay fandaharana momba ny mpivaro tena .Samy mmahitapivaroteana izy roa fa mifanipaka b fa ilay iray tena manana niveau ambony noho ilay anakiray.Na ny zanany fotsiny aza dia midika zavatra lehibe.Zany firesany moa defa mampime be .Ny tsy miala ao ambavan izy ireo dia izao nilaozan ny vaddinay izahay nefa tsy miasa, ny zaza mila mihinanan, ny trano hofaina , jiro mande , ny phone mbola ho vidiana fa raha misy mana asa ataonay any sahaza ny fari pahaizako dia mba ilazao ihany aho.Fa ilay iray menavolo kely izay dia tonga aminilay voalazanareo hoe mila vola moramora fa tena htanao we io no tena kandrany ka ninn lazainao defa toy ny asanao ihany koa io , samia manaja ny azy hono e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9137