fivarotan-tena: 300ariary???

21. unik ( 11/06/2004 09:02)
otrinona moa zany am zao fmg mitotongana izao?
22. kitjo ( 15/06/2004 18:07)
hiihhihi, miakatra ko ny vidiny ve? sa ny fotoana no mihena?

oay, hay zavatra tsy tokony hampiome znay fa zafady
23. unik ( 15/06/2004 20:42)
kitjo>lol
24. vegas ( 18/06/2004 13:07)
Tena mapalaelo marina! Eo anosy eo aza mbola misy dimapolo amzato knou. Fa ny tena nahakivy ahy de nisy jiolamboto tsy vanona zay, efa 150 ariary de mbola niadin'lery varotra iany. Ny niady varotra tsy mbola napaninona fa efa fomban'ny gasy (na dé efa mora lôtra aza), fa refa vita ny nataon'lery de lasa nirifatra lery: lasa nitsôka. Zany amiko efa tena tsy izy tsony mintsy. Kay na ariary aza tsy ananan'lery nefa te hanao aminy eo.
25. fatsoraly ( 18/06/2004 13:16)
Inona aza no mahaliana anareo @ fidiram-bolan'olona?
Sa ianareo mpanera?
26. yonikafopl ( 19/06/2004 14:16)
vegas!! za kou mbo gaga hoe taiza no nahafantaranao ny prix raha tsy efa nanontany ianao kay?
sa misoratra eo @ entambarotra ?
27. ikaretsaka ( 20/06/2004 23:59)
mpanao gazety lery ka.. angaha voatery mpanao vao afaka mitantara kosa
28. kitjo ( 04/07/2004 08:58)
eny tkou oa
telefonina voron-damba vao mivoaka ny resaka dia mahalala ny olona ko!
29. ikaretsaka ( 10/07/2004 04:18)
izay mihitsy
30. kitjo ( 10/07/2004 17:03)
Mba niakatsa tkou ve ny vidiny moa zany tsatsan inflation sa nanakory?hiihihhi

sa nisy nitrosa? misy manao ve izany??
31. methode ( 17/07/2004 00:00)
Asa tsy mamokatra io ry zareo fa mitadiasa asa hafa izay manao an'io a!! Amin'izao mety manaraka mbakan'ny aina!! Hihihihi
32. 6810 ( 24/11/2004 22:41)

Mahalasa saina tokoa ny zava-misy. Ankasitrahina anefa ny asa ataon\'ny \"Alliance internationala contre la sida\". Ny hitako fa mahomby dia ny fanatonana an\'ireo olona voailika noho ny asa ataony na andro io na alina. Maro amin\'izy ireny anie no voan\'ny tsy fidiny e! Dia hotoraham-bato ve? Irariana ary ny hanajana ahay ny maha-olona azy, tsy voafaritry ny asa ataony akory ny hajan\'ny olona iray.

Samia tsara eh!
33. hps ( 27/05/2005 18:04)
Koa satria moa efa aty @ Tanana ihany ity resaka ity dia izao indray ny vaovao tohiny,tsy vitan\'ny hoe 300 ariary ihany fa ny tena loza dia tsy ilay tapis vert sy efitrano arakin\'ny voalaza fa mba azontsika an-tsaina ve @ fotoana avy orana sady vao alina dia eny ambony posy indray ny match;ka mety mba tsy ho 300 ariary intsony izy eo,Tsy aiko aloha e!:evil:
34. xxx ( 30/05/2005 12:14)
De manahoana ny qualité-n'entana am'zany 150 zany raha jerena avy aty ivelany. Zany 150 ariary zany kosa ve tsy efa azo itehafana ao anatiny, efa mangotanatana be ! matoa atao gaboraraka be ohatran'izany
35. chipie1 ( 30/05/2005 19:39)
hps > dia ahoana le mpitarika posy aminizany ? arbitre ve ?:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1289