hevitrareo momba ny amour entre
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
4. yonikafopl
(
15/05/2004 11:56)
cousin et cousine doit rester cousin et cousine, aleo mba ho an'ny sasany ny cousin sy cousine fa ny cousin'ny hafa sy ny cosine ny alaina .
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
5. hendry
(
15/05/2004 17:19)
Raha ilay havan-tetezina (lavitra be efa tsy hita ntsony zay mahampihavana azy) reny amiko tsy dia maninona loatra.
![](https://avatar.serasera.org/f9e9cfa574fb23070423d76b3d504aa1.jpg)
7. mimita
(
16/05/2004 02:02)
fa cousin sy cousine akaiky v alou io??ra izay d tena tsy tafa zany ry joda a!!
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
8. yonikafopl
(
16/05/2004 16:36)
Fa tena misy mihintsy ireo cousin sy cousine mifanambady noho ny lova tsy mifindra angaha, nefa ireo izay fantatro dia toa misy fahasamponany kely foana ny zaza aterany avy eo., tsy ny gasy ihany fa na aty aminay aty aza dia misy izany koa.
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
11. ravatorano
(
17/05/2004 11:01)
nrina>teo amin ny fiarahamonina malagasy taloha izany dia tsi inceste mihitsy fa lazaina hoe lova tsimifindra raha toa koa ka zanaky ny olona mpianadahy izy ireo.
Fa raha amizao fotoana efa mazava be izao izay tsi dia hitako loatra no ilaina izany lova tsy mifindra izany dia ekeko fa rehefa fady dia fady .
Asa raha mba nahita ianareo fa tamin ny magazine science et vie no nahitako fa tena amin ny salan isa keli dia kely no hahazahoan ireo cousin cousine fara handimby.
Mahagaga koa fa mbola misy foana izany fomba izany amizao fotoana izao satria vao tsiela akory izay tao amin ny RDB dia nisy adi hevitra b mihitsy momba an io.

![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
12. jhouhlambout
(
17/05/2004 12:52)
Avelao izy hanao izay tiany hatao e, fa rehefa avy eo mety hanenina ihany...
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
14. yonikafopl
(
17/05/2004 22:40)
izay izany ilay hoe ranabavy sy ranadahy nefa rehefa eo ambony fandriana hafa no atao, hi hi hi