hevitrareo momba ny amour entre

41. surf ( 28/08/2004 05:43)
Fa hono hoa rzareo, tsy Adama sy Eva ihany ve no olona voalohany e, dé nifampivadivady teo angamba ry zareo matoa isika lasa be dé be hotrizao. Dé maninona no tsy avelan'i mopera sy Pasitera mivady ny cousin cousine ? Sa ahoana no tena fandehany e..... Sa t@zany tsy manana fa tonga dé miteraka hiazy hoatran',ny poule pondeuse manatody rehefa mahazo provandy? Mba mila valiny....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0654