hevitrareo momba ny amour entre
21. ravatorano
(
21/05/2004 13:01)
fijo tsy fady ahoana moa zany olona zanaky ny mpirahavavay ve tsy ho mpifady fa nasiana haingo teny fotsiny dia izay ary rehefa havana dia fady avokoa ka aza tairina ry fijo ny havana fa tsisy nanaitra anabavy zany an
hihihihihihi
ty tena bandy hafa mihitsy
hihihihihihi
ty tena bandy hafa mihitsy
24. fijo
(
25/05/2004 23:54)
an an,sanatria anie izany.ny fantatro dia izao.
tsy voararan'ny lalana io,ary ankoatry ny kibo tsy omby dia avelan'ny fomba koa,ka aiza ny olana e.
tsy voararan'ny lalana io,ary ankoatry ny kibo tsy omby dia avelan'ny fomba koa,ka aiza ny olana e.
27. fijo
(
26/05/2004 22:16)
chipie1 an,mba mamakia ihany boky momba ny lalana sy fomba gasy,fa ilaina io.code civil jereo ny mariage.
29. ari.malala
(
27/05/2004 13:14)
Mba hafa koa izany and-dry fijo izany! raha hatao raharaha any am-piangonana kosa aloha dia voarara ê! Sady tsy hafahafa aminao v r'i fijo izany hieritreritra hoe ito olona iarahako ito anie ka havanay ihany, anabavy?!
31. fijo
(
27/05/2004 21:20)
raha toa izy ka cousine tena niray trano ohatra na miara nitombo taninay,asa,mety marina io voalaza io,fa za lehibe tany majunga,izy lehibe tany tana,tsy dia nihaona firy izahay,dia nihaona tampoka ka samy tara,tsy koi mihintsy izany.ary tadidio,fa ny mariage any ampiangonana,rehefa ok ny mariage civil,dia manaiky ny mopera sy rapasy.
32. ari.malala
(
28/05/2004 09:31)
fijo, non, ny môpera tsy manaiky! aoka ianao hahalala! vao haingana mihintsy aho no nalaina ho vavolombelona mariazy, fa ny fanontaniana voalohany napetrak'i môpera dia hoe "mpihavana ve ireo mpanambady ireo?" ka raha eo no miteny hoe eny dia tsy azo natao izany ny fanamasinana na dia ok tany @ firaisana aza!
33. ngama
(
28/05/2004 13:57)
ari.malala vao ny fanontaniana voalaohany izay fa ny tohiny no tena mamaritra na azo atao na tsia ilay mariazy ka.
34. fijo
(
31/05/2004 23:05)
mahagaga ahy izany.satria dia mahafantatra olona mpihanaka(ilay bandy rahalahindrain'ilay vavy)aho nefa dia ok tsara tany ampiangonana.ary izay no tokony ho izy fa mety nentim po i moperanareo na tsy mahay izay tokony hoataony.
37. kinaoly
(
19/06/2004 10:53)
humm... misy manaiky ihany ry mompera kalou e, fa ny olana @io mpihavana mifanambady io dia le hoe sang bleu, matetika (fa tsy voatery) dia misy tsy tomombana ny zanany aveo(sampona), misy incompatibilité sanguine ouzy ny siantifika,
raha @ny fiarahamonina malagasy dia azo atao raha zanaky ny mpirahalahy fa ny zanaky ny mpirahavavy no tsy ekena,
fa na zany aza ilay hoe rahalahan'ny dadany teo ôtsan'ny hafahafa any ny fipetrany
raha @ny fiarahamonina malagasy dia azo atao raha zanaky ny mpirahalahy fa ny zanaky ny mpirahavavy no tsy ekena,
fa na zany aza ilay hoe rahalahan'ny dadany teo ôtsan'ny hafahafa any ny fipetrany
38. kinaoly
(
19/06/2004 10:54)

39. fijo
(
21/06/2004 22:44)
marina tokoa fa toa hafahafa fa tsy voarara ka dia tsy koi e.je t'amour daholo io ka.
40. xxx
(
18/08/2004 15:31)
slt daholo nareo!
refa zay lesy ny revin'elà ra fijo de aza asina olana.
sady elà efa miteny fa hoe tsy hitohy atrany amin'ny fanambadina dia tsy de hitako loatra izay blem.
Reveo milay fotsiny lesy fa lalam-piainana daholo izany an!!! okay daholo ee