afa ihany ialy voalohany
![](https://avatar.serasera.org/6486c7f1f1f6f47176198e1a107203e0.jpg)
1. lema
(
17/05/2004 19:17)
ahona ny fandraisanareo zany premier amour nareo zany tsy maintsy ho tinareo be v le izy sa tsy ho dinonareo fotsiny,misy mantsy izy reny vita par accidents
novalian'i booboo ny 14/08/2004 10:00
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
4. yonikafopl
(
17/05/2004 22:32)
tena marina io an'i mumu io ka, na dia vita par accidents aza tsy hay hadinoina, na natao an-tsitra-po na noterena tsaroana foana io ho aho
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
5. fijo
(
17/05/2004 22:47)
raha ny fahalalako azy,dia tsy ilay nanao voalohany no tena tian'ny sipa fa ilay nampijoira azy voalohany.asa anefa fa za tsy sipa.
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
6. xxx
(
18/05/2004 08:04)
Ho ahy aloha tsy sitra poko fa viol; ka sarotra ihany ny hanadino ny ratra t@ izany ê! Fa ny tena marina dia ilay voalaza ao ambony ao hoa izy nampi jouir voalohany.
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
7. xxx
(
18/05/2004 08:14)
ajanony le izy fa tsy misy fanadinoana any le izy akory na par accident na sitrapo tsarona fôna io.
ny lehilahy no matetika tsy mahatsiaro an'izany.
ny lehilahy no matetika tsy mahatsiaro an'izany.
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
8. ari.malala
(
18/05/2004 08:26)
Marina mintsy zany! ny lehilahy manadino an'io matetika, indrindra rehefa mahita tsirony any an-kafa any.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
9. fijo
(
18/05/2004 23:24)
normal raha tsy tsaroan'ny lehilahy firy io satria ny matetika dia kitoatoa io voalohany io,fa izay tena nahay nampirevy azy tsaroany ka.
![](https://avatar.serasera.org/a373063996b8da3415c31a201ffe2333.jpg)
12. nyna
(
19/05/2004 10:50)
Marina ny hoe ny voalohany tsy hadino
- Ny nanaovanao voalohany ve dia ho adinonao kosa e, na lehilahy enao na vehivavy (somary misy tsaronao kely na dia kely aza), na ratsy na tsara
- Ny jouissance-nao voalohany koa en générale tsy adononao mihitsy, raha tsy hoe voasaron'ny tsaratsara kokoa taty aoriana!
Asa nefa! misy ny exception !!
- Ny nanaovanao voalohany ve dia ho adinonao kosa e, na lehilahy enao na vehivavy (somary misy tsaronao kely na dia kely aza), na ratsy na tsara
- Ny jouissance-nao voalohany koa en générale tsy adononao mihitsy, raha tsy hoe voasaron'ny tsaratsara kokoa taty aoriana!
Asa nefa! misy ny exception !!
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
14. yonikafopl
(
19/05/2004 14:04)
mazely , izany ve , hi hi hi dia tsy nahita tsirony hafa izany njy?, aza tezitra a! izany no tsara .....
ka ilay tsy fanadinoana ilay voalohany anie tsy voatery ho @ lafitsarany fa ao koa ny lafiratsiny, sa.....?
ka ilay tsy fanadinoana ilay voalohany anie tsy voatery ho @ lafitsarany fa ao koa ny lafiratsiny, sa.....?
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
20. yonikafopl
(
20/05/2004 21:54)
fa hafa ihany ho aho e ! e!
hafa ihany ilay voalohany !
fa hafa ihany e! e!
hafa ihany ilay voaloham-pitia.
hafa ihany ilay voalohany !
fa hafa ihany e! e!
hafa ihany ilay voaloham-pitia.