afa ihany ialy voalohany

41. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:41)
42. mumu ( 04/06/2004 11:48)
fijo humm mahay zavatra an!!
43. fijo ( 07/06/2004 22:33)
milaza ny marina fotsiny ka.
44. angie ( 08/06/2004 07:33)
ny vhv arabo hono betsaka no manao opération mba hamerenana azy ho tery alohany manambady fa raha tsy zay dia mety vonoin'ilay fianakams-ny lay vhv hita hoe tsy virja intsony. Misy sipa niara-nianatra t@ nay tany Sienne nanao an'io.
45. yonikafopl ( 08/06/2004 19:04)
Tena marina mihintsy io tenin'i angie io ka, aty aminay aty libanona aty dia mody miseho milay daholo ry sipa isany fa mbola firja hono raha mbola tsy manambady, nefa dia efa malalaka daholo na afara na aloha, fa rehefa vita ny sitrapony ka hanambady amzay izy dia manao ilay famerenana ilay izy, toa mora ihany ny manao azy fa 400$ fotsiny. Efa tena resa be ny momba io taty .
46. fijo ( 08/06/2004 22:37)
400dol fotsiny???dia miverina virja.
47. chipie1 ( 09/06/2004 05:59)
48. fijo ( 10/06/2004 22:52)
mora hono ko.gaga aho
49. jabert ( 18/06/2004 10:04)
angamba
50. lema ( 19/06/2004 07:27)
hafa ndray zany mamerina zany
51. yonikafopl ( 19/06/2004 12:58)
fijo fa tsy mora nga moa izany ????????
toa mora ihany raha ny maha virjiny no hiverina kou!!!
52. fijo ( 21/06/2004 22:04)
lafo amiko izany ka.ary io izany le virja vatana fa tsy izy intsony ara tsaina?ih,ih,ih, sipa daholo izany e.
53. rivorijasoa ( 10/07/2004 08:05)
fa le tsirony tamin'ny voalohany kosa angamba tsy voaverin'ilay 400$ intsony Ô?
54. rivorijasoa ( 10/07/2004 08:12)
fa le tsirony tamin'ny voalohany kosa angamba tsy voaverin'ilay 400$ intsony Ô?
55. booboo ( 14/08/2004 10:00)
evidahoazy kosa e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0759