inona ny biby ....

1. booboo ( 15/05/2004 18:31)
inona ny biby tianareo ka tianareo hanana koa ny toetrany ?
Ny ahy sokatra no tiako indrindra dé mba te hanana ilay fahatoniana ohatra an'azy koa zà na misy inona na misy inona.
novalian'i fijo ny 27/05/2004 22:00
2. poupounesana ( 16/05/2004 05:40)
ny ahy ndray lolo(papillon han):sady tsara tarehy (mahay mampiady loko) ry zareo no manana fiainana calme sady toa mafinaritra b eh (eny ambony voninkazo foana ...)
3. yonikafopl ( 16/05/2004 21:05)
ny ahy indray ny liona tsy mihemotra sy sahy misedra fahavalo, mahery indrindra.
4. kitjo ( 17/05/2004 09:40)
ny ahy koa liona, za liona rahateo fa olona ,loll
5. iraivo ( 17/05/2004 11:52)
Ny ahy aloha toa tagotchi no mahafinaritra ahy e ... :)
6. hendry ( 17/05/2004 16:34)
Tantely, sady manome maminy no manana fomba fiaina hafa @ samy zay biby.
7. nananie ( 17/05/2004 16:54)
Ny ahy koa papillon. Tsara no milamina ny fiainany.
8. olly ( 17/05/2004 19:27)
ny ahy ny parreusseux lollll
9. yonikafopl ( 17/05/2004 20:09)
Kitjo faly be aho fa mana\'namana hi hi hi
10. samoina ( 17/05/2004 22:01)
nananie / Tiko b 'lay filazan'i nananie azy !!
Ny ahy berger allemand. Misy fijeriny mody mampalahelo izay anefa izy tsy mangataka tambitamby fa ianao tompony indray aza no toa omeny fahafaham-po tanteraka @ alalan'ny fanatontosany ireo baiko samihafa omena azy
11. fijo ( 17/05/2004 23:51)
ny ahy koa liona.satria io mahery no mahalala voky
12. nala ( 20/05/2004 16:20)
Raha mba olona aho dia afa-manoratra ato am serasera an, de afaka mamaky ny adalanareo an, de afa-mitia an, de afa-manao fijery mampalahelo an, de afa-manao akanjo tsara an, ...saingy tsy afa-manidina aho. Iriko ny mba ho olona-manidina: biby mbola tsy fahita
13. fijo ( 20/05/2004 21:49)
mifoka ilay zavatra ry nala dia lasa manidina an.fa aza hadino ny lalana miverina an.
14. ravatorano ( 21/05/2004 12:17)
nenah biby faran izay masiaka no tiako liona , pitbull ireny sahy ary tsy maintsy maharesy izay mifanandrina aminy.
Ny saka no tsy tiako indrindra fa biby halako
15. yonikafopl ( 21/05/2004 14:58)
milay ravato a! ze tia liona avia aty amiko hi hi hi hi
16. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:15)
ny saka manko sady kely fetsy no mpiala bala .. ny tenany ihany
17. hendry ( 22/05/2004 08:09)
mahafatifaty kosa ny saka e!
18. fijo ( 24/05/2004 22:11)
ireto ary izahay tia liona ry yonik an.
19. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:22)
hendry> eritrereto izany hoe ilay sakakely tiana no nanao maloto tao anaty vary fa noheveriny fa ny fasika fanaovany izany.... beurk,,, fetsy reny hoa
20. win ( 25/05/2004 02:38)
Ny ahy VOROMAILALA, fa io no biby fantatra fa isany "fidèle" amin'ny izay tiany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756