inona ny biby ....
1. booboo
(
15/05/2004 18:31)
inona ny biby tianareo ka tianareo hanana koa ny toetrany ?
Ny ahy sokatra no tiako indrindra dé mba te hanana ilay fahatoniana ohatra an'azy koa zà na misy inona na misy inona.
Ny ahy sokatra no tiako indrindra dé mba te hanana ilay fahatoniana ohatra an'azy koa zà na misy inona na misy inona.
répondu par fijo le 27/05/2004 22:00
2. poupounesana
(
16/05/2004 05:40)
ny ahy ndray lolo(papillon han):sady tsara tarehy (mahay mampiady loko) ry zareo no manana fiainana calme sady toa mafinaritra b eh (eny ambony voninkazo foana ...)
3. yonikafopl
(
16/05/2004 21:05)
ny ahy indray ny liona tsy mihemotra sy sahy misedra fahavalo, mahery indrindra.
6. hendry
(
17/05/2004 16:34)
Tantely, sady manome maminy no manana fomba fiaina hafa @ samy zay biby.
10. samoina
(
17/05/2004 22:01)
nananie / Tiko b 'lay filazan'i nananie azy !!
Ny ahy berger allemand. Misy fijeriny mody mampalahelo izay anefa izy tsy mangataka tambitamby fa ianao tompony indray aza no toa omeny fahafaham-po tanteraka @ alalan'ny fanatontosany ireo baiko samihafa omena azy

12. nala
(
20/05/2004 16:20)
Raha mba olona aho dia afa-manoratra ato am serasera an, de afaka mamaky ny adalanareo an, de afa-mitia an, de afa-manao fijery mampalahelo an, de afa-manao akanjo tsara an, ...saingy tsy afa-manidina aho. Iriko ny mba ho olona-manidina: biby mbola tsy fahita
13. fijo
(
20/05/2004 21:49)
mifoka ilay zavatra ry nala dia lasa manidina an.fa aza hadino ny lalana miverina an.
14. ravatorano
(
21/05/2004 12:17)
nenah biby faran izay masiaka no tiako liona , pitbull ireny sahy ary tsy maintsy maharesy izay mifanandrina aminy.
Ny saka no tsy tiako indrindra fa biby halako
Ny saka no tsy tiako indrindra fa biby halako
19. ikaretsaka
(
24/05/2004 22:22)
hendry> eritrereto izany hoe ilay sakakely tiana no nanao maloto tao anaty vary fa noheveriny fa ny fasika fanaovany izany.... beurk,,, fetsy reny hoa
20. win
(
25/05/2004 02:38)
Ny ahy VOROMAILALA, fa io no biby fantatra fa isany "fidèle" amin'ny izay tiany.