inona ny biby ....

21. yonikafopl ( 25/05/2004 19:38)
fijo hi hi hi hi hi hi hi misaotra namaly ny antso e!
22. kitjo ( 26/05/2004 02:32)
iny ko ary a fa tamy an,ihihihihiih

dein, za koa d saka no tena anisan tsy tiako, sady misy fofon-tsaka manaraka izay tena tsy zakako mitsy 3 androvao afaka, na an'iza na an' iza

d le miaouuu miaaouuu tsy ankijjanona refa missakafo, inddra le mandromaka hena eny @ fourchety ho any am-bava,ggrrrrrrrrrr
23. nala ( 26/05/2004 17:04)
tiako izany voromailala izany, sady biby madio hono ireny.\
izany hoe tsy maloto ny kakany.
24. chipie1 ( 26/05/2004 18:24)
ay ilay saka kosa tsy tiko ka,
nena kou ilay voromailala mafinaritra ahy ...
25. fijo ( 26/05/2004 23:17)
nala sao dia hafangaronao ary ny taimboromailala sy ny caca pigeon
26. nala ( 27/05/2004 16:44)
an! an! an!
samy madio reo ry fijo a ! izany hoe tsy mandoto!
Ilay iray tsy mbola nohaniko fotsiny ! (loza, fa mampitenitenyfoana ity fijo ity !)
27. fijo ( 27/05/2004 22:00)
ih,ih,ih,izany hoe tsy maimbo koa ve izany ilay tay pigeon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1737