Fanambadiana

1. xxx ( 16/05/2004 17:46)
Inona avy kay ny lalàna momba an'izy io .
Nisy niteny hoe misy lalàna miaro ny vhv gasy zay miaramipetraka amy vazah aty dago hoe rehefa plus de six mois dia raha misaraka dia ohatran'ny droit ana olona nivady , ary raha tsy vazah ve dia tsy mba manana droit ohatra izay ny vhv?
novalian'i xxx ny 03/01/2005 17:44
2. fijo ( 19/05/2004 23:21)
rehefa miara mipetraka amina olona iray ianao ka misy fisarahana avy eo.(tsy mpivady vita soratra io)dia sokajiana ho toy ny sté de faite.izany hoe olona niara nisasaka zavatra niraisana,dia zaraina mitovy ny fananana,afatsy ny zavatra manokana"ohatra brosimbolo,na jupe"io dia tsy zaraina fa avy dia hita hoe an'ilay vavy,sahala amin'izany koa raha misy zavatra mibaribary be hoe an dehilahy.
3. fijo ( 19/05/2004 23:57)
na vazaha io na gasy dia mitovy fa tsy misy izany hoe miaro ny vavy gasy amin'ny vazaha izany.izy no te hiaraka amin'ny vazaha ko ngaha nisy nanery azy.
4. xxx ( 01/01/2005 15:06)
zay zany éééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé
5. xxx ( 03/01/2005 17:44)
ny tena lalana ny fanambadiana de refa misaraka ny olona ke refa vita soratra io de tsy maintsy misy lalana ampiarina refa hisaraka ndray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.462