sary tao @ paris match

1. sipagasy
(
16/05/2004 08:07)
Mba tena gasy ve ry reto ilay sipakely ao @ paris match io?? (parution du 13/05 au 19/05/2004)
Domoina Ranoro izany hono ny anarany!
Domoina Ranoro izany hono ny anarany!
novalian'i kitjo ny 23/07/2004 15:57

2. lanto
(
16/05/2004 12:45)
Ity no hitako moba azy, tsy dia betsaka :
http://ngmalgache.free.fr/Equipe/domoina.htm)
Fa toa tena gasy ka !
http://ngmalgache.free.fr/Equipe/domoina.htm)
Fa toa tena gasy ka !

4. mihanta
(
16/05/2004 19:00)
efa hitako tamin'ny paris match kou io sipa io efa elaela,fa toa manaraka ny olona mpanam-bola vahiny no hitako tamin'izany.fa toa anisan'ny vehivavy malagasy mpanara-damaody be hono.tena sipa malagasy io ka.

6. beko
(
17/05/2004 20:45)
ary io ihany ve ilay sipa manambany be ny sipa gasy ao amin ny site wanadoo e ?

9. miranto
(
18/05/2004 11:35)
vao hitako t@ paris match ihany koa io vao t@ herin'andro fa tsy hitako ny tao anatiny fa teny @ ol ilay boky

11. soalala
(
20/05/2004 18:34)
Dia maninona hono io sipa io fa mba tsy maharaka koa ny tenako è. Manampahaizana amin'inona ? Communication amin'inona ? Pour sauter sur le lit avec des stars français ou pour être reconnue sur cette planète et ça se termine à la princesse de ...... hihihi