Tao Roma tao
1. ikaretsaka
(
28/05/2004 19:14)
Tamin'ny andon'i Michaelangelo (michel ane) nandoko ny plafonds an'ny ny bazilika tao Roma dia teo ampandokoana izy no isy ramatoa efa antitra be nivavaka sady mikimpy no nanao saple.
Mba te higafy hono izy dia dia mody nanamboatra feo hoe izaho no jesosy inona no azoko anampiana anao?
fa tsy namaly hono ilay Ramatoa ka noheverin'ity artista fa marenina ka vao mainka izy niteny mafimafy kokoa izy no nanao hoe Jesosy aho..inona no azoko anampiana anao..
de sady mikipy hono ilay ramatoa no nitabataba mafy be hoe mba afaka mangina ve ianao azafady fa mbola miresaka amin'ny reninao aho?
Miarahaba ny reny rehetra hanao operation lame @ fety de meres e

novalian'i kitjo ny 03/06/2004 18:02
5. jhouhlambout
(
01/06/2004 14:15)
hahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahaahhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh.......................................
6. fijo
(
02/06/2004 01:00)
tandremo izany ry angie an,indray izao no ao ka mailomailo,raha misy mamaly fa ikaretsaka no ao.
9. ikaretsaka
(
02/06/2004 04:39)
raha izaho no ao dia ataoko heo izaho JOdasy .. god is busy! may i help u
11. six
(
03/06/2004 08:04)
fijo > hihihihhh
hahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahaha