Miss Malaika

1. nala ( 27/05/2004 17:09)
Tokony ho niomana tsara rakalakely nisolo tena ny gasy tamin'ny fanontaniana fa efa hoe izay ny thème.
tsara aloha fa tafakatra e anisan'ny fahadimy e
2. fijo ( 27/05/2004 22:09)
hay?milaika izany ka
3. yonikafopl ( 27/05/2004 22:34)
fa taiza ary oviana zany misss mailaka zany le
4. jhouhlambout ( 28/05/2004 07:44)
yonikafopl> Malaika fa tsy mailaka e! Vao haingana hono ilay izy...
5. ravatorano ( 28/05/2004 08:51)
yonik>enao kosa mba anisan ny tara sambo foana amin ny vaovao misy eto amin ny tanana an
zao e ny miss malaika dia hifidianana ireo tovovavy tsara tarehy no mahay mamaly fanontaniana.
Izy io dia anatao hifaninanana amin ny Miss Monde na Miss Univers.
Nisy ny Misss Malaika afrikanina de misy koa ny Miss malaika eran izao tontolo izao.
Izay no azoko lazaina amin io , misy fijerena bogosité d avy eo kilitira jeneraly
6. chipie1 ( 28/05/2004 17:56)
za kou alou tara tsy mahalala e
hihihi
7. nala ( 28/05/2004 17:56)
Tao South Africa no natao izy io tamin'ny herinandro lasa. Nifanintsana ireo tovovavy 20. Tafiakatra faha-dimy isika malagasy. Theme ady amin'ny sida ilay izy, dia ny fanontaniana napetraka azy dimy hoe"inona no ataonao voalohany raha lany Miss ianao" dia maivana ihany no navalin-drakalakely.
8. ikaretsaka ( 28/05/2004 21:14)
tsss izay ilay hoe ny vatay fotsiny no tsara iznay fa tsy any ara tsaina... msy tsy mety ihany ao nefa mba efa nanomana izy raha ohatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5385