VeveStar
1. solofohery
(
07/06/2004 13:20)
Ahoana no mba fahitanareo ny hiran'io bandy io
novalian'i ramoul ny 08/06/2004 13:50
5. fijo
(
07/06/2004 23:35)
sao dia mbola ianareo ihany no mahay izany ry namana fa tsy mbola nisy naheno a.
7. samoina
(
08/06/2004 06:48)
Akaman'i solofohery tiany mba ho lancé-na i Veve e ! Dokambarotra ihany io !
8. angie
(
08/06/2004 07:12)
dia alefaso ao forum dokam-barotra ry solofohery a. mety misy kil betsaka hividt ny dvd-ny avy hatrany ao
9. ramoul
(
08/06/2004 13:50)
de ôtran 'ny ahoana ny hira ataony sô de tsy reveko de tsy mividy ny CD zah avy eo? hihi
