Euro 2004

1. kitjo ( 07/06/2004 09:50)
iza ny anareo?

za oh misy fanantenana kely @ Espagne ....(group A misy an'i Portugal koa, sady hidemissionne hono SColari ra raraka i Portugal @ 1st round)

Fa ny anah aloha France fts no tsy tiako e
novalian'i kitjo ny 08/07/2004 12:37
2. samoina ( 07/06/2004 10:03)
Za talou tsy tia ekipa lafrantsa fa izao mahafinaritra ahy satria isika mainty sy bronzés no mameno ny 11 lahy ! Lasa bôna ny ambiance eto an-tanàna vokatr'izay. Sady efa hatrizay no reviko ny jeu-n'i Thierry Henri + Zidane avy aty @ tanàna sady sympa kah !
Fa inona no tsy itiavan'i kitjo azy sa mbola mifandray @ le resaka toe-karena ihany ?? hihi Tone ny fo e !
3. kinaoly ( 07/06/2004 10:03)
kitjo>roa tsika no tsy maka france :), de roa koa tsika no manantena an'i espagne :)
4. kinaoly ( 07/06/2004 10:04)
kitjo>roa tsika no tsy maka france :), de roa koa tsika no manantena an'i espagne :)
5. kitjo ( 07/06/2004 10:23)
tena za tsy tia an le Frantsa mitsy @ io taranja io Samoina an, resaka sport mitsy ty , nefa toa misy ifandraisany ihany tkou k!!!!!

ny anarana entiny nefa tsisy izy, aleo ajanoko eo zay resaka izay sao mitatra fa io le maha Frantsa an i laFrantsa e.

Thierry Henry aloha mahafinaritra kosa e, mazava ho azy tsy frantsay frantsay...

kinaoly> mahafinaritra e, ny anah eo @ Casillas no mipetraka ny fanantenako @ zareo
6. ravatorano ( 07/06/2004 11:26)
allez portugal
zà tsy maka frantsa na dia feno mainty sy arabo aza ry zareo.Misy marina ny an i JMle Pen , mba frantsay ihany nefa tsy manana ny tena maha izy azy.Raha ny scorpion moa no lasa hoe feno sinoa avy eo Behoririka sy karana avy eo Tsaralalana ary Comorianianavy any Janga d ahoana re e ?????
Manantena aho fa mba hiova ny lalao ataon i Portugal amin ity ary mihomana izy hifanena aminy fa dia ataony mibaraka jiaby jiaby.
7. nikopol ( 07/06/2004 11:40)
Mahavariana zany fitiavanareo sports zany kle!
8. samoina ( 07/06/2004 13:35)
De hitokona tsy ho tia an'i Scorpion intsony izany ravatorano satria nantsoina i Hamada Jambay ?
Raha i JM Lepen tokou de efa notifiriny ho faty ny mpilalao ankehitriny . Soa ihany fa tsy toa azy ny rehetra . Ny mpanazatra vazà na fotsy hoditra aza dia ny fahaizana sy ny safidin'oul nifidy vazà taratasy no nojereny sy nohajainy fa tsy ny volonkoditra .
Soa fa tsy ny volonkoditra no jerena raha tsy izany efa nifanjevo avokoa na mpianatra na mpiasa na mpilalao
9. fijo ( 07/06/2004 21:46)
ny ahy hatramin'izay dia holland no tiako aty europa.fa amin'ity aho misalasala amin'ny holland sy angletera
10. nikopol ( 08/06/2004 06:42)
Pronostic :

Les demi-finalistes : Portugal- Danemark / Italy -France

Asa aloha e!!!
11. angie ( 08/06/2004 06:48)
Za alou maka espagne nefa rehefa manao ny Italiana dia maka ny adverse-ny foana aho ary raha manao ny frantsay dia toa izany koa. ka raha izy roa ireo no mi-contre @ demi final oh dia maka frantsay aho raha izaho irery no gasy ao antrano rehefa mijery.
Zany hoe juste mba mampisy ambience fa maka italy daholo ny ato mazava ho azy.
12. samoina ( 08/06/2004 07:01)
Ny Tchèques koa tsara lalao sy matanjaka ka tsa ahagaga ahy loatra raha tafiditra ao @ 4 voalohany a !
13. chipie1 ( 08/06/2004 07:27)
bôl kitsa njay ito zany !!
mazotoa nareo e!
14. kitjo ( 08/06/2004 13:14)
Tena ny anah Espagne, Portugal, England....Ireo ny 3 voalohany dia i Russie angamba otsaotsan nahafinaritra resultat teo....
15. samoina ( 08/06/2004 13:37)
kitjo/ Ny anglisy alou possible satria tsy de mahery ny poule misy azy e !
Saingy Espagne, portugal sy russie iray fonosana ireo no hiady be satria toa 2 ihany no miakatra. Portugal tsy de mahay miaraka ny mpilalao saingy any @ taniny moa ny lalao no miseho .
I Espagne sy Russie ny ahy raha io groupe A io
16. kitjo ( 08/06/2004 13:49)
Eny e, ny anah aloha ireo e
Aza hitako fts Raul ka hi manquer but oh t@ 1/4 final t@ 2000 # France iny.....
T@ wolrd cup koa t@ South Korea,

Izy manko toa oh somary nanondratsondrana kely izay tato ho ato,

eeuhhh, @ 20juin moa i Portugal sy Espagne?
17. samoina ( 08/06/2004 14:02)
Kitjo / Fce/Anglisy no fantatro hoe @ lahady . hihihi. Ho laninay nenao androany !!!
18. kitjo ( 08/06/2004 14:20)
Tsy koi ra iny no voanareo k (raha ho voa??? efa miala zigle sahady Manko i ZIdane da tsy ampy fotoana hono zareo nanomanana)

ie lahady France# England
19. samoina ( 08/06/2004 14:30)
Owen no natahorana talou fa nihena ny fahaizany e ! Zidane indray fomba firesaka marseillais io mody hamalifaliana adversera !!
20. kitjo ( 08/06/2004 14:41)
eny e, fika dol zany

za koa taloha fan an'i Michael Owen fa tena tsy hay oe nanin tao lery,
Mbola kely lotra koa angamba d tsy matotra ( le sokajy misy azy) sa naninona

no comment aho @ ireo Samoina an, fa na zany na tsy zany tsy maka France aho fa meko anao,ihhiihhi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3595