Euro 2004

101. fijo ( 28/06/2004 23:33)
ny ahy pays bas ihany e. o ry paich an,ngaha rehefa manohana ekipa iray dia misolelaka.ingahy izany mileleka an'iza??
102. kinaoly ( 28/06/2004 23:48)
fijo> hihihi marina zany
103. paich ( 29/06/2004 12:21)
fijo>pays bas zany tsy mandeha zany lesy e!! Portugal wa no rôla @ io!!
104. fijo ( 29/06/2004 22:48)
mahay ireo ary manana jeu tsara dia tiako.mety horesy fa mbola ao aloha.
105. paich ( 30/06/2004 12:35)
fijo >ny avantage ny portugal ils sont chez eux , faharoa, zay vao tena hitan'ny Scolari ny tena Titulaire , remarkeo fa niova be ny phase de jeu n'i Portugal t@ quart de final an!! za mahita finale Rep Tchek sy Portugal asa alou e!! kiboribory ny baolina
106. fijo ( 30/06/2004 22:48)
dia efa miha mazava fa ireo izany no mety hanao ny famaranana ko.ary raha izay dia maka portugaly aho.
107. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:37)
zahay aloh atsy any mihitsy @ ity karazambaolina 1 ity e
108. paich ( 01/07/2004 08:31)
fijo>nnntssoooo nane i fijo e!!! aza misosoka alafelo e!! efa lazaiko wa fa tsy lasa reny !! ny scenario ny baolina rariva de zao misy surprise io , na maharesy @ score be i Rep Tchek na resy @ score kely matin'i Grece oh 1-0 na 2-1
109. fijo ( 01/07/2004 21:04)
boummmmm vaky ny trano fa tafiditra ny grika le.ary i portugal izany no ahazo ny amboara raha toa izao indray no fandehany.
110. kitjo ( 02/07/2004 13:43)
paich> hayyy paich kosa otsan zazakely, manin zao ra tsy b vava otsan io?

resy aloha Tseky d resy, ny finale no tanjona fa tsy points.....
Tsy aleo averina kely le vava t@ Italy?hiiihihiih

Za tsy hiteny tsn aloha ra tsy vita mitsy ,...raha sanatria fts d mitehaka ho an grika aho....
111. paich ( 05/07/2004 09:34)
kitjo >enao no ohatran'ny zazakely kou!! aiza zay taimbava nataoko eo zao !!enao no tsy mahazo resaka efa talohan'ny rep tchek sy grece io soratra io , vakio tsara alou vao miditra @ afera e!!!!
112. teboka ( 05/07/2004 12:44)
Grecè vé rangaha, politika fotsiny ny foot ball ity, saha ahoana hoy ianao?????
113. kitjo ( 05/07/2004 17:08)
tehaka ho an Grece fa azony aloha d zay e.......

paich> okay e, ary aza entim-po otsan olondebe moa e,loll
114. fijo ( 05/07/2004 23:37)
politika ahoana le.misy resaka hafa tsikaritra indray angaha tamin'iny lalao iny.samy nahita isika fa niady be ilay izy koa.ary samy diso safidy aby.fa ry zalahy no mafy e
115. paich ( 06/07/2004 09:11)
fijo>marina zany aloha fa le t@ Rep tchek kosa tena sanjila e!! nanana occasion de but betsaka ny Tchek fa tsy nety mihitsy e!! poteau 2 , tir cadré 7 , fa hain'ny Grece no niprofiter ny occasion , fa ilay entraineur no tena cerveau e!!!
116. fijo ( 06/07/2004 22:36)
ka le sanjila anie ao anatin'ny kaonty e.rehefa tsy nisy niangarana sy nampian'ny hafa dia milay izay ka.lafrantsy koa anie ka tsy ampy sansy tamin'iny raha izany e.ih,ih,ih,sao manompa eo ialahy.
117. paich ( 07/07/2004 09:46)
fijo>eny marina anie zany e! tsy nanana chance tokoa ry zareo , saingy hitako hoe mahay baolina ny Rep tchek e!! fa tsy nety e!! fa mitombona ihany zany ilay hoe tsy mpilalao iray no eny ambony kianja! satria vao niala i Nedved de niova mihitsy ny jeu i Rep Tchek
118. kitjo ( 08/07/2004 12:37)
fijo> aza miady varotra tsn e,ihiihhii

iza aloha le tsy naka Portugal tato mitsy e,hiiihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3079