Euro 2004

61. alz ( 15/06/2004 06:58)
Izaho aloha tia Paysbas fa saingy ry zareo mamely amboalohany dia vetivety dia reraka rehefa tournois. Ilay jeu d'attaque milay jerena be, fa mila en forme be ny joueurs vao mety.
62. kitjo ( 15/06/2004 14:27)
Aona sahady io 3-0 io e,hihihihi

5-0 io swed- bulg io vao hijanona lee,tsisy tsirony mitsy,
63. kitjo ( 15/06/2004 14:52)
hihihihi
io ary fa penaltyyyy
64. kitjo ( 15/06/2004 14:55)
dimyyyyy sy zeroooo
65. samoina ( 15/06/2004 14:58)
Kitjo ! En différé anie izany no hijerenao ny match e ! Efa match omaly izany 5 sy haotra izany ! hihi
66. kitjo ( 15/06/2004 16:55)
K za teo vo nahita an iny k!
Nareo tsisy niteny kooo,
Efa @ 3h maraina aty aminay foana nge ry Samoina ny bol mazana vao mande e, d miandry rediffusion ra ts mahavita miaritory
67. tsilan ( 15/06/2004 19:00)
Iza sy iza hono na nahazo ny Euro tao? Misaotra an'i Kitjo mitantara fa izahay tena tsy manana tele mihintsy eh. Ny radio koa lany pila rahateo
68. yonikafopl ( 15/06/2004 20:41)
ny ahy njay anglisy sy germany ny ekipako,
69. fijo ( 15/06/2004 23:17)
kitjo> ndana mianatra fa aza ilaozana mijery baolina eo.maka lafrantsa dia mahazo mijery,fa ireo no mahay sy handresy.ih,ih,ih,
70. rapix ( 16/06/2004 07:16)
somary nandiso fanantenana i Pays-bas. Nefa efa vitany ihany alouhany essentiel de ny match nul. Mbola mànana résèrve betsàka izy ary manan option betsàka @ attaque, makay, seedorf, kluivert, fa saingy eo @ défense tokony ho hatsaraina fa sahiràna ry zalahy t@ allemagne omaly iny.
Nefa zà alouha tsy miàla @ hollande e ! !ARy ho azony 'ty Euro 'ty fa sûr aho. Mahita Espagne na Suède, ary tsy manary fanantenàna ho an'i portugal ao hihaona aminy @ finale.
Allez les hollandais ! !
71. paich ( 16/06/2004 08:52)
rapix ,>seedorf déclaré forfait e!!!! blessé tsy azoko kou alou ny fialigner ny entraineur joueur e!!
72. alz ( 16/06/2004 10:11)
Toa samy mahay ihany ilay Paysbas na allemagne kou.
Ilay 3-2 pronostic-ko aloha tsy niady e.
Asa zay ataon'i Portugal rahariva? zaho aloha mbola maka portugal amin'io match io.
73. koto ( 16/06/2004 11:11)
Espagne
74. alz ( 16/06/2004 14:34)
Fa hoe resaka racisme io ry Ramaso fa enao ve ahoana?
Ireo vazaha ireo nge tssss....
75. alz ( 17/06/2004 10:35)
Ary tsy namely ilay espagne omaly. Match nul tamin'ny Grika.
Ilay Portugal koa naharesy fa ilay filalao mbola mikorotana zany.
Io rahariva io zao ho hita eo ny france sy angletera. Izaho aloha mahita 2-0 amin'ilay matchs roa e!
Samy maharesy France sy Angletera.
76. alz ( 18/06/2004 08:15)
Ary tsy lasa koa ilay France omaly. Fautes individuelles be dia be, ny collectifs tsy misy. Defenses moutraka be, tsisy amin'ny toerana tokony hisy azy daholo ny defenseurs. Akoatran'i Vierra sy zizou, tsisy niasa.
Raha ireny no mitohy tsy lasa lavitra i Frantsa. Ny croites nefa tsy ni-jouer defensifs fa nilalao ara-dalana. Afaka nanao ny jeu-tsara ny frantsay.

Ary ahoana Italie tsisy Totti zany?


77. samoina ( 18/06/2004 10:34)
alz / Marina mihintsy fa kitoatoabe ireny lalaon'i Lafrantsa omaly ireny ( mitsinjaka any izay i Kitjo. hihihi) Efa tsy tokony hilalao loatra intsony i Dessailly satria tsy dia manan'aina toy ny fony tanora intsony ! I Pires ireny koa @ tokony ho izy titulaire indiscutable fa sady teknisiana no haingam-pande. Saingy mati-kenamaso ny mpanazatra satria zizou te ahita an'i Dessailly milalao de lasa mikorontana indray ny fandrindrana ny ekipa .Manjary tsy nanao mbakin-dry Lizarazu !
Conclusion: tsy tokony hanao intsony Ramarsely raha tiana ho lasa lavitra ny ekipan'i Lafrantsa.
78. samoina ( 18/06/2004 20:29)
6 mn alohan'ny farany : Ahoana i Suede namono baolina io e ! ( 1-1 @ Italia ) .
79. kally ( 19/06/2004 16:17)
Ratsy be ny lalao @ ilay Euro mihoatra amin'ny champions league e! ny ahy aloha firenena tavaratra no alaiko fa mankaleo ahy mihitsy ireto frantsay,italiana,izay mahakasika ny mediteranea rehetra fa mody mianjerazera sy mandany fotoana raha vao mahafaty baolina kely dia jereonareo tsara anefa ny fihazakazahany raha vao mahafaty ny ekipa mifanandrina aminy.tsy manjary kah!
80. alz ( 20/06/2004 15:38)
Anisan'ny nahafapo ilay match paysbas -tcheque omaly an!
ekipa roa samy mahay.
Mety ho lasa lavitra ny tcheques raha izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943