Euro 2004
81. kinaoly
(
20/06/2004 16:22)
samoina> wèèè za kou mihevitra an'izany mintsy wa, sady izany dôl ny hevitrireo nanao aanalyse-n'iny jeux ndry zareo farany iny, na ny mpilalao aza dia niteny hoe sahirana zareo nohon'ny toerana nametrahan'i JSantini azy, i Titi njinjanjinja, tsy afaka nanao acceleration lery fa tsy nisy espace
kally> marina mintsy fa nidina ny fomba euro t@ity.
nanova ny mpilalao ny ekiapn'i portugal de efa nihatsara ny lalaon-dryz areo t@ny farany teo, ny anjoany no asa ......enga anieeeee
kally> marina mintsy fa nidina ny fomba euro t@ity.
nanova ny mpilalao ny ekiapn'i portugal de efa nihatsara ny lalaon-dryz areo t@ny farany teo, ny anjoany no asa ......enga anieeeee
82. alz
(
21/06/2004 07:36)
Raha izao kosa ny frantsa tsy tonga 1/2 finale dia tsianinona tsianinona mihintsy. Suisse sy grece ve? Manambitana ihany ry lerony ka.
83. samoina
(
21/06/2004 08:04)
Matoa ireo tafakatra 1/4 de finale alz de tsy resaka vintana fa niady mafy izy a ! Anisan'ny ekipa noraisiko i Espagne saingy midera an'i Portugal za satria izy no mendrika kokoa handresy raha nojerena tsara ny lalaon'ny 2 tonta. Betsaka ny tokony ho matin'i Espagne saingy toa manana ilay saina tena te hamono izany refa eo ambody but ! Ry Morientès avy ve no natao remplaçant anefa ireny no anisan'ny combatif indrindra ! Tss !
Lafrantsa sy Tcheque sisa ny ahy no mbola antenaiko @ ireo 3 nofidiko hatr@ vôlohany. Ampiako Danemark .
Lafrantsa sy Tcheque sisa ny ahy no mbola antenaiko @ ireo 3 nofidiko hatr@ vôlohany. Ampiako Danemark .
84. kally
(
22/06/2004 09:08)
Frantsa aza mangalatra be foana,hita fa vintana sy halatra fotsiny no mahatafakatra azy,ahoana izao ilay "main" be iny dia nekena hoe maty?
85. alz
(
22/06/2004 09:16)
Lay "main" kosa albitra ka. Na izany aza aloha efa azo lazaina fa tsy dia mamely intsony ry zareo, indrindra fa ny defenses (3 matchs / 4 buts encaissés). Ny buts maty sur coups de pied arretés ny akamaroany.
Ny môral efa tsy gagnant intsony tahaka n'ny Tcheques amin'izao fotoana izao.
Nefa asa..
Ny môral efa tsy gagnant intsony tahaka n'ny Tcheques amin'izao fotoana izao.
Nefa asa..
86. samoina
(
22/06/2004 09:34)
Na ny tenako maka an'i lafrantsa aza mahita fa nahamenatra ny lalao nataony hatr@ izao ankoatra ilay / Anglisy . Renoky ny tory aho t@ izy nikatroka t@ Suisse omaly. Tsy mbola niseho tamiko izany hatrizay saingy tena tsy nisy endrika iny lalao iny na nandresy aza !
Saingy mbola maka anjareo za satria inoako fa mandalo daholo ireny vintana sy lalao zéro ireny . Erreur tactique sy positionnement-n'ny joueur ireny amiko .. Lasa mifamono i Thierry Henry sy trezeguet. I Pires elatra havanana no tsara kokoa aminy fa tsy havia satria i Lizarazu afaka miakatra matetika ihany ao @ havia ao !Arakaraky ny adversera angamba koa hoy aho io toe-javatra io .
Lafrantsa, Tcheky ary Danemark hatr@ farany e!!

87. fijo
(
22/06/2004 23:28)
alz izay ny anareo sy angie fa vita hatreo koa ny an'i italie.io wa lasan'ny angletera na lafrantsa ihany.
89. alz
(
23/06/2004 15:08)
Fijo > mety ho enjana ihany ilay tcheques amin'ny 1/2 raha tonga 1/2 ny frantsa.
Portugal - angletera ho hita eo. Izaho koa mahita angletera fa na izany aza ny portugais tompotany. Mampiova zavatra.
Portugal - angletera ho hita eo. Izaho koa mahita angletera fa na izany aza ny portugais tompotany. Mampiova zavatra.
90. fijo
(
23/06/2004 22:09)
kdo.kay latsaka koa i alimana le.toa mihintsana tsirairay izy izany le.
manomboka eto izao ny tena lalao an.za mbola maka holland ihany e.
manomboka eto izao ny tena lalao an.za mbola maka holland ihany e.
91. kitjo
(
24/06/2004 14:13)
Mbo manao tatitsa zaleo fa mampanaelo kitjo tsy afaka mijery an. Sady efa raraka iany Esp!
Injinja le rfveo io,mmhhhh
Injinja le rfveo io,mmhhhh
92. fijo
(
24/06/2004 23:38)
kdoum.latsaka koa angletera.loza ity ry zareo fa tena mihintsana tsirairay ny mavesatra e.iza koa no manaraka?
93. xxx
(
26/06/2004 18:30)
aiza daoly le mpisolelaka la france e!! ekipa vendrana be reny hoa , dokafana foana nefa zero, grece zany tsy manana tantara momba ny baolina kitra mafharesy azy, tsara lavitra ny Scorpion de M/car ry zareo a!!!!!! lelafo ihany aloa e!!!!
96. kitjo
(
27/06/2004 05:53)
fa Italy ve tsy efa ela koa no raraka e
za aloha mitehaka ho an'izay tafakatra e,lalao io!
ny ahy Espagne efa raraka fa Portugal sisa
za aloha mitehaka ho an'izay tafakatra e,lalao io!
ny ahy Espagne efa raraka fa Portugal sisa
99. tsiperifery
(
28/06/2004 10:05)
Resy Italia de manala vokona be @ mpomba ny frantsay niraraka koa ianareo izany ry paitch a ! Efa vita iny fa avalomy amin'izay hoa ! Aza manao alahelon-kanina fa tsy nanakora be ny anareo resy akory ny sasany ô !
Sady tsy nisy niteny hoe tsy mahay ny scorpion. Saingy Euro 2004 no resahina eto fa aza afangaro e !
Repoblika tcheky no mahazo an'io raha ny fihevitro satria milay be ny lalaony araky ny efa voalazan'i samoina tany am-boalohany !!

100. paich
(
28/06/2004 10:13)
mba jereo aloa ny pronostics an'i paich etsy ambonibony a!! fa mahita Rep tchek sy portugal ao anaty caré d'As ratsiperifery a!! Portugal no mahazo an'io e!!!